Madazao Shop

Madazao Shop Accessoires high-tech amin’ny vidiny mirary. Visitez notre site : shop.areas-industries.com/fr

Nous proposons des accessoires high-tech à des prix très accessibles,
car nous savons que pour évoluer et se développer, le prix ne doit pas être un frein.

11/09/2026

Te hanafatra Chapiteaux ianao?
Izahay dia afaka manampy avy hatrany.
Afaka mandefa dimensions sy style hafa koa izahay.
MP ary tompoko =)

26/08/2026

Souffleur air comprimé
Manala vovoka manala loto
Entana disponible, MP raha liana ;)

26/08/2026

Lampe LED Chargeable
Maivana, mazaka rano
Entana disponible
MP raha liana tompoko

26/08/2026

Sac de frappe suspendu
Na tsy mpikotrana aza ianao dia mety foana
Rano ny ao anatiny, mora fenoina sy vider-na
MP raha liana ;)

14/08/2026

TAPAKA NY RANO AO AN-TRANO? LEO MAMPIASA ZINGA?
TONGA ARY NY KIT DO**HE PORTABLE !!!!
Maro be nareo no nanafatra. Tongava MP

Moto Electrique - Couleur Jaune Desert  ;)Tsy mandeha essence, tsy mamofona, tsy maneno, Tsy mila gasoil fa mandeha cour...
23/07/2026

Moto Electrique - Couleur Jaune Desert ;)
Tsy mandeha essence, tsy mamofona, tsy maneno,
Tsy mila gasoil fa mandeha courant
Mety eny amin'ny Ville sy ny embouteillage 🏍️
Prix MP ;)

16/07/2026

Manafatra entana avy aty Chine ianao anefa tsy afaka tonga mijery ny kalitaony? Izahay dia afaka manao ny fanaraha-maso eny an-toerana alohan'ny handefasana azy. Mifandraisa aminay mba hampilamina anao! 📦✅

12/07/2026

Te hanafatra entana aty Chine ianao anefa ny billet d’avion lafo? Tsy olana izany! 🤝
Izahay dia afaka tonga any USINE manao ny inspection ho anao.
Tongava MP na Whatsapp ;)

TRATRY NY HASARAMANITRA ✨!!!! 《MADA(ZAO) SHOP》dia mirary fety sambatra ny rehetra! Aza adino ny mandefa MP na Whatsapp r...
26/06/2026

TRATRY NY HASARAMANITRA ✨!!!!
《MADA(ZAO) SHOP》dia mirary fety sambatra ny rehetra!
Aza adino ny mandefa MP na Whatsapp raha mila service na hanafatra entana 📦 ;)
📲 Whatsapp : +86 186 1673 0407 / 130 9532 7478

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madazao Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share