Mada Shop

Mada Shop Accessoires high-tech amin’ny vidiny mirary. Visitez notre site : shop.areas-industries.com/fr

Nous proposons des accessoires high-tech à des prix très accessibles,
car nous savons que pour évoluer et se développer, le prix ne doit pas être un frein.

Moto Electrique - Couleur Jaune Desert  ;)Tsy mandeha essence, tsy mamofona, tsy maneno, Tsy mila gasoil fa mandeha cour...
23/07/2026

Moto Electrique - Couleur Jaune Desert ;)
Tsy mandeha essence, tsy mamofona, tsy maneno,
Tsy mila gasoil fa mandeha courant
Mety eny amin'ny Ville sy ny embouteillage 🏍️
Prix MP ;)

16/07/2026

Manafatra entana avy aty Chine ianao anefa tsy afaka tonga mijery ny kalitaony? Izahay dia afaka manao ny fanaraha-maso eny an-toerana alohan'ny handefasana azy. Mifandraisa aminay mba hampilamina anao! 📦✅

12/07/2026

Te hanafatra entana aty Chine ianao anefa ny billet d’avion lafo? Tsy olana izany! 🤝
Izahay dia afaka tonga any USINE manao ny inspection ho anao.
Tongava MP na Whatsapp ;)

TRATRY NY HASARAMANITRA ✨!!!! 《MADA(ZAO) SHOP》dia mirary fety sambatra ny rehetra! Aza adino ny mandefa MP na Whatsapp r...
26/06/2026

TRATRY NY HASARAMANITRA ✨!!!!
《MADA(ZAO) SHOP》dia mirary fety sambatra ny rehetra!
Aza adino ny mandefa MP na Whatsapp raha mila service na hanafatra entana 📦 ;)
📲 Whatsapp : +86 186 1673 0407 / 130 9532 7478

24/06/2026

Te hanafatra entana maro avy aty Chine ianao fa tsy afaka mankaty? Tsy olana intsony izany! 🤝
Izahay dia afaka tonga any USINE manao ny inspection ho anao.
Tongava MP na Whatsapp ;)

10/06/2026
08/06/2026

AHOANA NY HATAO RAHA HANIDY TSARA NY ENTANA ?
" TENDEURS – PINCES - BOUCLES ", Tongava MP
Izahay koa mitady revendeur raha liana ianao ;)

06/06/2026

AHOANA NY HATAO RAHA TE HITSIKILO INDRAY?
“Endoscope pour telephone”, hafa indray!!!!
Tongava MP 😉 See less

13/05/2026

AHOANA NY HATAO RAHA TE HANISA FOTOANA?
CHRONOMETRE
Entana disponible MP ;)

01/05/2026

AHOANA NY HATAO RAHA TE HITSIKILO?
Mampiasaha “Endoscope Portable”.
Tongava MP 😉

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share