12/02/2026
📱 ULTRA PROMOTION: REPARATION TELEPHONE TOUTE MARQUE! 📱
Simba ve ny findainao? Vaky ecran, maty carte mère, sa lany batterie vetivety? Aza manahy fa eto ny Technical GSM hanampy anao!
✅ Inona no tombony azonao ato aminay?
MAIMAIMPOANA (Gratuit) ny montage rehetra!
Vidiny mirary: Manomboka 50.000 Ar fotsiny ny ecran
Asa misy Garantie: Matoky ny fahaiza-manao izahay ka omena antoka ny asa rehetra vita.
Fahaizana manokana: Mamelona carte mère maty, manolo batterie original, ary manala FRP/iCloud/Compte Mi.
🌍 Mandefa any amin'ny Faritra ihany koa izahay! na aiza na aiza misy anao dia afaka miara-miasa isika.
📍 Toerana: Sirène Behoririka 📞 Fifandraisana: +261 38 86 293 58 +261 32 15 277 33
Manamboatra marika rehetra izahay: iPhone, Samsung, Huawei, Redmi, Itel, Tecno, Vivo, Sony, Motorola, Infinix, Wiko, sy ny maro hafa!
Aza miandry ho simba tanteraka ny findainao vao hanatona. Technical GSM, ny vahaolana haingana sy azo antoka!
Commenter-o ny mariky ny findainao dia omenay prix cadeau ianao!