Entana Mora vidy

Entana Mora vidy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Entana Mora vidy, Electronics Store, 0340175669, Antananarivo.

Izahay dia faly manome ny tsara ho anaoMisy garantie daholo ireo💯💯💯Télé écran plat vaovao bé mbola sous carton,misy azo ...
22/09/2026

Izahay dia faly manome ny tsara ho anao
Misy garantie daholo ireo💯💯💯
Télé écran plat vaovao bé mbola sous carton,misy azo isafidianana tsara izy ato
Misy tsotra ary misy Smart
Entrée : USB,HDMI,VGA,RCA,Antenne
➡️65"Smart sans bordure 1.250.000ar
➡️65"Smart avec bordure 1.180.000ar
➡️50"Smart sans bordure 750.000ar
➡️43" Smart avec bordure 570.000ar
➡️43" tsotra avec bordure 520.000ar
➡️32"Smart sans bordure 420.000ar
➡️32"Smart avec bordure 380.000ar
➡️32" tsotra sans bordure 350.000ar (12v sy 220v)
➡️32" tsotra avec bordure 340.000ar (12v sy 220v)
➡️30" simple 250.000ar (12v sy 220v)
➡️28" simple 230.000ar (12v sy 220v)
➡️27" simple 210.000ar(12v sy 220v)
➡️26" simple 200.000ar (12v sy 220v)
Anontanio ary izay mety aminao fa tsy hisalasala izahay ny amaly anareo tompoko
Aza tara ary fa mandalo ihany ny entana ooohhhh
Afaka mandefa mp haviatrany koa📨📨
⏺Afaka manao livraison ihany koa izahay n'aiza n'aiza misy anao na eto TANA na any aminy FARITRA
Tel : 038 89 350 11/0372983241

Tsara kalitao
18/09/2026

Tsara kalitao

Mbola misy hoanzay tsy mbola nahazo ooohhh📢📢    Qualité tsy miova izany mihintsy ny anay💯💯TÉLÉ ÉCRANT PLAT avec Garantie...
17/09/2026

Mbola misy hoanzay tsy mbola nahazo ooohhh📢📢
Qualité tsy miova izany mihintsy ny anay💯💯
TÉLÉ ÉCRANT PLAT avec Garantie fonafona eeee!!!
Afaka alefa baterie direct no sady afaka alefa courant JIRAMA
💎Misy HDMU, VGA, USB, RCA,Antenne TV
Mazava sary no sady tsara feo
Prix natao mirary hatrany
💵"32" avec bordure 330.000ar💰
💶"32" sans bordure 340.000ar💰
Aza misalasala ary miantso na mandefa afatra aty aminay raha mahaliana anao
Tel: 038 89 350 11/037 29 832 41☎️📱
Afaka manao livraison izahay naiza naiza misy anao 🚲🛵
Mandefa any aminy faritra ihany koa izahay 🚌🚛

BATTERIE SPECIAL PANNEAU Efa vitsivitsy sisa annnn!!!Ny Qualité ato aminay dia afa mihintsy no sady prix mora hatranyAza...
12/09/2026

BATTERIE SPECIAL PANNEAU
Efa vitsivitsy sisa annnn!!!
Ny Qualité ato aminay dia afa mihintsy no sady prix mora hatrany

Aza avela hanakana ny asanao sy ny fiainanao andavanandro ny délestages
Mety amin'ny tsy misy jiro any ambanivohitra ihany koa
ANNÉE de 2026
♦️ Batterie solaire matanjaka sy maharitra misy karazany maro toy ny
RECTANGLE GEL💵
🔸38ah:220.000ariary
🔸50ah:280.000ariary
🔸65ah:320.000ariary
🔸80ah:350.000ariary
🔸100ah:380.000ariary
🔸120ah:400.000ariary
🔸150ah:550.000ariary
🔸200ah:580.000ariary
SLIM GEL IHANY💶
🔹105ah: 450.000ar
🔹150ah: 640.000ar
🔹 200ah: 840.000ar
♦️ Panneaux solaires tsara kalitao(30w,40w,50w,60w,70w,80w,100w,150w,200w,........)
✅ Mety amin’ny trano, birao, fivarotana ary orinasa
✅ Manampy hampihena ny fandaniana herinaratr

📩 Mandefasa hafatra aty aminay raha mila fanazavana,
📞 Antsoy izahay raha mahaliana anao tompoko

Tel: 038 89 350 11 na 037 29 832 41

▶️Afaka manao livraison ihany koa izahay🛵🚲

🎞️SARY MAZAVA TSARA, TSISY ANIZANY FLOUE FLOUE ZANY 💯💯🎤FEO TSY MILA VOLUME Farany zany fa eo aminy 30 na 40 defa maneno ...
02/09/2026

🎞️SARY MAZAVA TSARA, TSISY ANIZANY FLOUE FLOUE ZANY 💯💯
🎤FEO TSY MILA VOLUME Farany zany fa eo aminy 30 na 40 defa maneno bé🎙️🎙️
Ahitana karazany maromaro ato aminay,misy mandeha batterie directe no sady mandeha courant 220v (12v/220v)
♦️Ireto avy ny OPTION : misy HDMU,VGA,USB,RCA,Antenne,...
Ny prix dia natao mirary hatrany💶💶
▶26" 200.000ar mandeha 12v no sady 220v
◾27" 210.000ar mandeha 12v no sady 220v
▶28" 230.000ar mandeha 12v no sady 220v
▶30" 250.000ar mandeha 12v no sady 220v
▶32" 340.000ar avec bordure (12v/220v)
▶32" 350.000ar sans bordure (12v/220v)
▶32" 380.000ar avec bordure (Smart wiffi) (12v/220v)
▶32" 420.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶43" 530.000ar avec bordure tsotra
▶43" 580.000ar avec bordure (Smart wiffi)
▶46" 670.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶47" 730.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶50" 760.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶️Marihina fa ny entana ato aminay dia misy garantie avokoa ka aza tara ary fa misy fetrany ny stock
📞📞Tel: 0388935011/0372983241
Afaka manao livraison no sady afaka mandefa any aminy faritra izahay

Araraoty fa kely sisa annnn!!!!📢📢            📦  GENERATEUR SOLAIRE 600W LITHIUM 📦Sady afaka alefa panneaux no afaka alef...
28/08/2026

Araraoty fa kely sisa annnn!!!!📢📢
📦 GENERATEUR SOLAIRE 600W LITHIUM 📦
Sady afaka alefa panneaux no afaka alefa courant 220v efa misy chargeur miaraka aminy(panneaux 120w na 150w no mety amiy)
Efa tsy mila battery intsony fa tonga dia mampiasa
Mazaka ecrant plat,ordu portable,subwoofer, mixeur,decodeur,....
Accessoir complet(chargeur 220v + fiche panneau
Efa misy jiro Led mipetraka eo aminy mazava bé💡💡
💶Prix:530.000ariary💵
Raha mila fanazavana misimisy dia afaka miantso mivantana
♦️Tel:038 89 350 11/037 29 832 41📞📞
Afaka manao livraison izahay naiza naiza misy anao
Afaka mandefa any aminy faritra ihany koa(colis 🚐)
Solaire

ARARAOTY FA VITSIVITSY SISA ILAY BATTERIE GEL PURE SY PANNEAUX SOLAIRES ATO AMINAY RAHA MBOLA TSY NAHAZO  Ny Qualité ato...
24/08/2026

ARARAOTY FA VITSIVITSY SISA ILAY BATTERIE GEL PURE SY PANNEAUX SOLAIRES ATO AMINAY RAHA MBOLA TSY NAHAZO
Ny Qualité ato aminay dia afa mihintsy no sady prix miavaka kely

Aza avela hanakana ny asanao sy ny fiainanao andavanandro ny delestazy!
Mety aminintsika tsy misy jiro any ambanivohitra ihany koa izy ireto,natokana ho Special Panneau izy ireto
ANNÉE de 2026
♦️ Batterie solaire matanjaka sy maharitra misy karazany maro toy ny
RECTANGLE GEL💵
🔸38ah:220.000ariary
🔸50ah:280.000ariary
🔸65ah:320.000ariary
🔸80ah:350.000ariary
🔸100ah:380.000ariary
🔸120ah:400.000ariary
🔸150ah:550.000ariary
🔸200ah:580.000ariary
SLIM GEL IHANY💶
🔹105ah: 450.000ar
🔹150ah: 640.000ar
🔹 200ah: 840.000ar
♦️ Panneaux solaires tsara kalitao(30w,40w,50w,60w,70w,80w,100w,150w,200w,........)
✅ Mety amin’ny trano, birao, fivarotana ary orinasa
✅ Manampy hampihena ny fandaniana herinaratra
✅ Misy torohevitra sy fanazavana araka izany ilainao
🌞 Mahazoa herinaratra madio sy azo antoka amin’ny alalan’ny angovo avy amin’ny masoandro!
📩 Mandefasa hafatra dieny izao raha mila fanazavana,
📞 Antsoy izahay raha mahaliana anao tompoko
Tel: 038 89 350 11 na 037 29 832 41
▶️Afaka manao livraison izahay🛵🚲
Ny herinao💡ny fahafahanao 💡 mifidiana angovo solaire! 💡
#

Natokana ho anilay kelikely budget ito tolotra miavaka ityTélé écrant plat  "27" pouce amilay tena mazava sary sy tsara ...
20/08/2026

Natokana ho anilay kelikely budget ito tolotra miavaka ity
Télé écrant plat "27" pouce amilay tena mazava sary sy tsara feo

MARQUE WINNER 💯💯💯

♦️Misy HDMU-VGA-USB-RCA-Antenne...
🔹Afaka alefa 12v no sady afaka alefa 220v
Prix mirary hatrany 210.000ariary avec garantie 03mois bé zao
Aza misalasala ary miantso mivantana aviatrany na mandefa afatra aty aminay
Téléphone 0388935011 na 0372983241📞📞
🔸Afaka manao livraison izahay naiza naiza misy anao
🔸Afaka mandefa any aminy faritra ihany koa
Plat #

Mbola misy fona ilay tele ecrant plat amin'ilay qualité tena tsara sy azo antoka💯💯Ahitana karazany maromaro ato aminay,m...
17/08/2026

Mbola misy fona ilay tele ecrant plat amin'ilay qualité tena tsara sy azo antoka💯💯
Ahitana karazany maromaro ato aminay,misy mandeha batterie directe no sady mandeha courant 220v
Ireto avy no ita ao aminy : misy HDMU,VGA,USB,RCA,Antenne,
▶26" 200.000ar mandeha 12v no sady 220v
◾27" 210.000ar mandeha 12v no sady 220v
▶28" 230.000ar mandeha 12v no sady 220v
▶30" 250.000ar mandeha 12v no sady 220v
▶32" 340.000ar avec bordure (12v/220v)
▶32" 350.000ar sans bordure (12v/220v)
▶32" 380.000ar avec bordure (Smart wiffi) (12v/220v)
▶32" 420.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶43" 530.000ar avec bordure tsotra
▶43" 580.000ar avec bordure (Smart wiffi)
▶46" 670.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶47" 730.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶50" 760.000ar sans bordure (Smart wiffi)
▶️Marihina fa ny entana ato aminay dia misy garantie avokoa ka aza tara ary fa misy fetrany ny stock
📞📞Tel: 0388935011/0372983241
Afaka manao livraison no sady afaka mandefa any aminy faritra izahay

Amin'izao promotion atolotray  izao dia mahaiza manararaotra fa vitsivitsy sisa a!!!       GENERATEUR SOLAIRE misy karaz...
16/08/2026

Amin'izao promotion atolotray izao dia mahaiza manararaotra fa vitsivitsy sisa a!!!
GENERATEUR SOLAIRE misy karazany maro azo isafidianana
Afaka ampiasaina aminy toerana rehetra izay misy anao
Afaka mamoaka courant 220v sy 12v izy io
Afaka chargena panneau solaire iany koa no sady afaka chargena courant jirama efa misy chargeur miaraka aminy
Mahazaka zavatra maromaro toy ny
⬅️Ordu portable💻💻
⬅️Subwoofer📻
⬅️TV ecrant plat 🎞(14" à 75")
⬅️decodeu,mixeur
⬅️vantillateur
⬅️hello box
Efa misy port USB roa afaka tonga dia chargena telephone📞📱
Efa misy jiro mipetraka aminy vatany💡
Tonga dia mapiasa aviatrany ianao
Ny courant avokany efa mistable fa tsy misy atahorana intsony
Prix:💰 300w = 200.000 ariary (batt gel)
💰 300w = 280.000ariary (batt lithium)
💰 1000w = 760.000 ariary (batt lithium)
💰 2000w = 1.800.000 ariary (batt lithium)
Tel: 038 89 350 11/0372983241📞
Afaka manao livraison izahay,naiza naiza misy anao🛵🛵
Mandefa any aminy faritra ihany koa 🚐🚐

Address

0340175669
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entana Mora vidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share