Manamboatra TV écran plat

Manamboatra TV écran plat Dépannage TV Professionnel

30/01/2025
Salama Tompoko🙂👋📺IZAHAY DIA MANAMBOATRA TV ECRAN PLAT toute marque na firy pouce na firy pouce📺👉 Misy feo fa tsy misy sa...
22/07/2024

Salama Tompoko🙂👋

📺IZAHAY DIA MANAMBOATRA TV ECRAN PLAT toute marque na firy pouce na firy pouce📺

👉 Misy feo fa tsy misy sary, na misy sary fa maizana be.
👉 Mande kely miseho ny Logo dia maty.
👉Tsy mety velona fa mirehitra témoin rouge fotsiny na mi-clignote fotsiny ny témoin.
👉Velona Dia mi-redemarre.

📺Mety misy tranga hafa na fahasimbàna akoatra ireo📺

👍 Afaka mi-deplace manantona anao any @ misy anao any izahay 👍

🙂Aza misalasala Ary raha misy fanotaniana fa vonona hanome fahafaha-po anao izahay, asa vita tsara Ary misy Garantie👍

Address

Ankorondrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manamboatra TV écran plat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category