07/04/2026
Ny Python no anisan'ny langage tsara indrindra sy be mpampiasa indrindra
Manary opportunité ianao raha tsy mahay azy
Izy no mora ampiasaina indrindra amin'ny langage de programmation
Afaka ampiasaina amina domaine maro be :
- Création logiciel
- Création application mobile
- Création site web
- Science de données
- Machine learning
- sns
Tongava aty mianatra aty amin'i Tonton raha te hahay
1 volana ny faharetan'ny formation, raha mahavita iray volana ianao dia arahaba soa arahaba tsara fa raha mbola tsy mahay afaka mijanona foana
Mahay ianao vao avelako miala ato
Toerana ianarana : Nir'Info Ampefiloha
Contact : 034 36 176 60
Fidirana manaraka :
- Cours normal : Latsinainy 13 Avril 2026
- Cours spécial samedi : Sabotsy 18 Avril 2026
Ora ianarana :
- Cours normal : latsinainy hatramin'ny zoma 8 ora - 12ora na 1ora - 5 ora
- Spécial samedi : isakin'ny sabotsy tontolo 8ora - 5 ora
Misy formation en ligne ihany koa ato aminao ho anareo any amin'ny