TDI formation

TDI formation TDI est une Entreprise de formation en informatique conçue pour augmenter vos connaissances et expériences. Formé c'est avoir la clé

09/07/2024

Miarahaba antsika rehetra! 😁

Te hiasa amin’ny sehatry ny solosaina ve ianao 💻; na ihany koa mitady asa kanefa rehefa mandeha ny entretien dia sahirana ianao, tsy mahita havaly, mangovitra, na mbola mieritreritra be vao mahatafavoaka valiny rehefa manontany anao ilay olona manoloana anao 😩.

Fiofanana ato amin’ny TDI no mety aminao izany 📝✅.
Efa misokatra amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana ato aminay.

Maro ny fiofanana afaka ataonao ao anatin’izany, toy ny:

👁‍🗨Informatique bureautique
➡️ Débutant (Vao manomboka mihitsy ianao)
➡️ Intermédiaire (Efa mba mahita rirany fa te hanampy fahalalàna)
➡️ Avancé (Efa mahay fa mila fikafika mba hanamorana ny fitadiavana, fidirana miasa)

⌨️ Dactylographie (Manoratra tsy ankijery clavier)
🗣 Entretien d’embauche (Fomba famaly fanontaniana sy ny zavatra tokony atao rehefa anaty entretien)
📈 Comment trouver du travail en ligne (Manampy anao hanampy ny fidiram-bolanao)

Marihina fa raha manao fiofanana roa fotsiny ianao dia mahazo fihenam-bidy 20 % be izao 😱👌

Misy ny boky ho zaraina rehefa vita ny fiofanana 📒, ary ny toerana hiofanana kosa dia eny Nanisana akaikin'ny arrêt pompe.

❗️ Manasa anao ary hisoratra anarana haingana fa voafetra ny toerana. 🏃🏃‍♀️

23/04/2024

Salama daholo ô,

mahaliana antsika ve ny ahafehy ny informatique, indro ary misy fiofanana izay mety amin'ny fotoananao sy ny fahefa-manefa anao.

Miarahaba antsika rehetra! 😁Te hiasa amin’ny sehatry ny solosaina ve ianao 💻; na ihany koa mitady asa kanefa rehefa mand...
19/04/2024

Miarahaba antsika rehetra! 😁
Te hiasa amin’ny sehatry ny solosaina ve ianao 💻; na ihany koa mitady asa kanefa rehefa mandeha ny entretien dia sahirana ianao, tsy mahita havaly, mangovitra, na mbola mieritreritra be vao mahatafavoaka valiny rehefa manontany anao ilay olona manoloana anao 😩.
Fiofanana ato amin’ny TDI no mety aminao izany 📝✅.
Efa misokatra amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana ato aminay.
Maro ny fiofanana afaka ataonao ao anatin’izany, toy ny:
👁‍🗨Informatique bureautique
➡️ Débutant (Vao manomboka mihitsy ianao)
➡️ Intermédiaire (Efa mba mahita rirany fa te hanampy fahalalàna)
➡️ Avancé (Efa mahay fa mila fikafika mba hanamorana ny fitadiavana, fidirana miasa)
⌨️ Dactylographie (Manoratra tsy ankijery clavier)
🗣 Entretien d’embauche (Fomba famaly fanontaniana sy ny zavatra tokony atao rehefa anaty entretien)
📈 Comment trouver du travail en ligne (Manampy anao hanampy ny fidiram-bolanao)
Marihina fa raha manao fiofanana roa fotsiny ianao dia mahazo fihenam-bidy 20 % be izao 😱👌
Misy ny boky ho zaraina rehefa vita ny fiofanana 📒, ary ny toerana hiofanana kosa dia eny Nanisana akaikin'ny arrêt pompe.
❗️ Manasa anao ary hisoratra anarana haingana fa voafetra ny toerana. 🏃🏃‍♀️

Address

Nanisana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TDI formation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share