Déco Raitra

Déco Raitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Déco Raitra, Golden center behoririka, Antananarivo.

🥰Manimanitra fety ooo 🎉🥰🥰Arrivage bé indray ary no atolotra ho anareo aaa Guirlande sy Rideaux lumière ❤️❤️-Rideaux (3*2...
03/10/2026

🥰Manimanitra fety ooo 🎉

🥰🥰Arrivage bé indray ary no atolotra ho anareo aaa
Guirlande sy Rideaux lumière ❤️❤️
-Rideaux (3*2m) 35 000ar
-Giurlande LEDs (10m) 25.000ar
-Giurlande LEDs (50m) 50.000ar
-Giurlande LEDs (100m) 80.000ar
Misy prix de gros ra maka +5
Doré sy blanc couleur dispo
Stop limité fa vonjivonjeo ary ooo
Téléphone 034 01 227 24 na Mp
Manao livreson izahay
Mandefa faritra rehetra ihany ko ☺️

🥰Karazana décoration indray ary no atolotra ho anareo 🥰🥰🥰🌺Mousse frite fanaovana rampe de fleurs afaka oentina milomano ...
11/09/2026

🥰Karazana décoration indray ary no atolotra ho anareo 🥰🥰🥰
🌺Mousse frite fanaovana rampe de fleurs afaka oentina milomano ihany ko
🌺 Mousse briquet fanaovana déco fleurs naturelles
🌺 Pétal de Rose araraka eny @ Table, afaka atao any Ampiangonana, Espace ,sns 🥰
Ka araraoty ary fa vitsy2 ihan
Téléphone .0340122724
Mp
Manao livreson sy mandefa faritra rehetra Zay☺️

🥰🥰 Bougie Fontaine atao @ gâteau Anniversaire, Mariage,sns 🥰Miavaka kely gâteau satria mirehadrehatra mahafinaritra ery ...
11/09/2026

🥰🥰 Bougie Fontaine atao @ gâteau Anniversaire, Mariage,sns 🥰
Miavaka kely gâteau satria mirehadrehatra mahafinaritra ery 😘
Prix Mirary
Téléphone 0340122724
Mp
Manao livreson mandefa faritra rehetra ☺️

🥰🥰🥰 Perle décoration efa misy colle miraikitra miaraka @ nazy 🥰 😘Mety atao @ volo ko tsy sahirana intsony manisy colle f...
11/09/2026

🥰🥰🥰 Perle décoration efa misy colle miraikitra miaraka @ nazy 🥰
😘Mety atao @ volo ko tsy sahirana intsony manisy colle fa tonga de mametaka rehefa ampiasa anazy 🥰
Téléphone 0340122724
Manao livreson zahay mandefa faritra rehetra

🥰🎈🎈 Décoration momba ny anniversaire, mariage , baptême,sns 🎊🎈🎈Ballon chrome,latex,snsBallon confettis ARC ballon,colle ...
10/09/2026

🥰🎈🎈 Décoration momba ny anniversaire, mariage , baptême,sns 🎊🎈🎈
Ballon chrome,latex,sns
Ballon confettis
ARC ballon,colle ballon
Ballon 5pcs dessin animé
Rideau décoration
Misy décoration hafa ko afaka manotany Zay ilainao fa mbola misy déco betsaka ihan ko ato@nay😘
Mandefa en gros sy détail zahay
Téléphone 0340122724
Mandefa faritra rehetra Zay manao livraison

Address

Golden Center Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Déco Raitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share