20/05/2026
💢 Anisany Zavatra tena nahaliana sy nazahoana retour maro AVY tamnareo de Mbola ho zaraiko eto 💢
✨ Ampoule serum déodorant vaseline : Niacinamide et vitamine E & C:Manazava sy manafotsy Elika no tena asany
Manala tâche mainty,mamerina ny lokony hoditra.
Mitroka amandohana bé lôtra am Elika,Ary manome hydratation maharitra ny hoditra
Manome protection 48h izy
Afaka ary tsy miverina tsony Ilay tâche sy fofona mahery
✨ Lait vaseline rose : Niacinamide et protection UV : Mañana singa manokana am fiarovana am masoandro izy ,Manala vakivaky sy miketrona Ary maina lotra am hoditra.Manazava oditra ihany kou izy .Manome hydratation maharitra ny hoditra 🥰
✨Body oil vaseline vitamine B3 :
Miavaka Ary hafa mihitsy ny hoditra misy azy,
Manala vakivaky,miady am fahamainany oditra,Manala ketrona,manala tâche mainty, manazava oditra.
🎁 Omenay Tolotra miavaka hoan Zay hanomana Cadeau hoan Neny 💓💓💓
Tongava Mp Ary 📩
Disponible Tamatave sy Tana ✅