15/09/2026
🥰 Tafaverina indray oh !
🫣 Ankoatran’ny low batt dia ny rano sy ny vovoka no manahirana indraindra amin’ny fampiasana zavatra électronique.
👉 Fa ity entinay aminao ity aloha dia miavaka kely amin’ny fahita mahazatra e !
Manana indice de protection 💦IP65 izy.
Izany hoe sady tsy tafiditry ny vovoka ny ao anatiny ary ihany koa mahazaka piti-drano na orana rehefa entina mivoaka.
🤔 Ankoatran’ilay Waterproof dia ny autonomie batterie sy ilay basse avoakany no tena mampiavaka sy mahasintona ny olona hanjifa azy ity.
🎵 60W RMS
🔊 Basse profonde
💦 Waterproof
🔋 Autonomie 12h non stop.
💥 260 000Ar
📞 034 45 109 28 na 032 58 383 39
👉 Gratuit hatrany ny livraison raha eto Tana ville ianao. Mandefa any amin’ny faritra ihany koa.