N-Tic MADA Repair 2.0

N-Tic MADA Repair 2.0 Spécialisée dans la reparation de téléphones haut de gamme. Equipe d'expert en micro soudures.

IZAY MANANA OLANA TAHAKA ITY. AFAKA ESORINA TANTERAKA IZY ITONY. "Country lock" Izy ilay finday nafarana novidiana avy t...
13/05/2025

IZAY MANANA OLANA TAHAKA ITY.
AFAKA ESORINA TANTERAKA IZY ITONY.
"Country lock"
Izy ilay finday nafarana novidiana avy tamina firenena vahiny misy restriction ka miverina locked indray rehefa mivoaka ny faritra afaka esorina tanterak anefa izany.
Ny BAOBAO GASY ihany no tsy afakay ary tsy ataonay.

HONOR PHONE Olana system no nisy teto. Vita tsara rehefa noentina taty aminay.
13/05/2025

HONOR PHONE
Olana system no nisy teto.
Vita tsara rehefa noentina taty aminay.

BYPASS AVEC SIM. Afaka manao bypass mande SIM izahay raha liana amin'izany service izany isika.
13/05/2025

BYPASS AVEC SIM.
Afaka manao bypass mande SIM izahay raha liana amin'izany service izany isika.

MI 11 ULTRA MATY TAMPOKA. VITA TSARA REHEFA NOENTINA TETO AMINAY. ✅✅✅✅✅
13/05/2025

MI 11 ULTRA MATY TAMPOKA.
VITA TSARA REHEFA NOENTINA TETO AMINAY.
✅✅✅✅✅


MOTOROLA FRP REMOVE. Vita tsara itony raha entina aty aminay.
13/05/2025

MOTOROLA FRP REMOVE.
Vita tsara itony raha entina aty aminay.

GOOGLE PIXEL 6 PRO FRP. FRP REMOVE. Tsy mety tadidin'ny tompon'ny ny mdp ny Mail nefa tsy mazoto anolo CARTE MERE izy. H...
13/05/2025

GOOGLE PIXEL 6 PRO FRP.
FRP REMOVE.
Tsy mety tadidin'ny tompon'ny ny mdp ny Mail nefa tsy mazoto anolo CARTE MERE izy. Hatreto aloha dia tahaka izao ny lalana ahavitana izany rehefa Last Security ny GOOGLE.

SAMSUNG S22 ULTRA MATY TAMPOKA ❌❌❌Natao rebillage : CPU/RAM VITA TSARA.✅✅✅Ho anao izay manana olana amin'ny finday dia a...
13/05/2025

SAMSUNG S22 ULTRA
MATY TAMPOKA ❌❌❌
Natao rebillage : CPU/RAM
VITA TSARA.✅✅✅
Ho anao izay manana olana amin'ny finday dia afaka manantona anay mivantana tompoko.
0345265264

REDMI NOTE 12R China => GLOBAL Eny tompoko. Sarotra sy lafo ny manao GLOBAL CHINA BOARD Ankehitriny satria lasa fitadiav...
30/04/2025

REDMI NOTE 12R
China => GLOBAL
Eny tompoko. Sarotra sy lafo ny manao GLOBAL CHINA BOARD Ankehitriny satria lasa fitadiavan'i XIAOMI vola indray ny antsoina hoe AUTHENTIFICATION FLASH.
VITA TSARA ANEFA IZANY REHEFA NOENTINA TETO AMINAY.



OPPO A72 Factory reset. Nisy olana ny system ary namboarina teto aminay ka vita tsara tompoko. Manamboatra ny finday reh...
10/04/2025

OPPO A72
Factory reset.
Nisy olana ny system ary namboarina teto aminay ka vita tsara tompoko.
Manamboatra ny finday rehetra izahay.


REDMI NOTE 14 PRO INSTANT GLOBAL ✅✅✅✅Afaka manao GLOBAL VERSION NY XIAOMI REHETRA IZAHAY. -Selon model ny prix. -Tsy mis...
05/04/2025

REDMI NOTE 14 PRO
INSTANT GLOBAL
✅✅✅✅
Afaka manao GLOBAL VERSION NY XIAOMI REHETRA IZAHAY.
-Selon model ny prix.
-Tsy misy tarif unique
-Manomboka 30.000Ar dia mety mahavita izany.

+261345465264

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when N-Tic MADA Repair 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share