Yma-Tech

Yma-Tech Tongasoa !!! Conception et fabrication locale de matériels agricoles et industriels.

Valorisons ensemble le Vita Malagasy. 🇲🇬
(Boudineuse ,extrudeuse ,broyeur ,presse brique ,melangeur etc…)

☎️0346640266
Bureau: By-pass
✅Avec Nif/stat

Prix Mora be Ity ho anao te-hanampy fidiram-bola 🔵 Broyeur 12 Marteaux – Vita Malagasy 🔨💪 Capacité : 150kg/h✅ Mahery, ma...
11/03/2026

Prix Mora be Ity ho anao te-hanampy fidiram-bola 🔵 Broyeur 12 Marteaux – Vita Malagasy 🔨
💪 Capacité : 150kg/h
✅ Mahery, maharitra ary mora ampiasaina!
🎯 Ho an’ny mpamboly sy mpandraharaha mitady fitaovana matanjaka sy mahomby!
✅Mitoto: Provende,katsaka,mangahazo,vary ..sans..ho lasa poudre

📍 Vita 100% Malagasy – Tohano ny vokatra avy eto an-toerana 🇲🇬
📦 Vonona hamatsy anao izahay, na aiza na aiza eto Madagasikara!

📲 0346640266 Mifandraisa haingana aminay anio raha mila fanazavana fanampiny
By-pass Iavoloha ✅

06/03/2026

Te-hanodina vola aingana ?
Ity ny vahaolana ❗️

Broyeur matanjaka afaka mitoto katsaka, vary, mangahazo sy vokatra maro hafa ho lasa poudre.

🔹 Broyeur 12 marteaux : 150 à 200 kg/h
🔹 Broyeur 24 marteaux : 650 à 800 kg/h

✔ Disponible en Inox ou TPN
✔ Moteur au choix : diesel, électrique monophasé ou triphasé
✔ Misy ihany koa broyeur à pédales

🇲🇬 Vita Malagasy
☎️0346640266
By-pass 🏢

🔥 BROYEUR INOXYDABLE 12 & 24 MARTEAUX 🔥Moteur Diesel – Puissant & Économique🇲🇬 Vita Malagasy – Kalitao matanjaka!⚙️ Capa...
02/03/2026

🔥 BROYEUR INOXYDABLE 12 & 24 MARTEAUX 🔥Moteur Diesel – Puissant & Économique

🇲🇬 Vita Malagasy – Kalitao matanjaka!

⚙️ Capacité de production :
✔ 12 marteaux : 180 -200kg/ora
✔ 24 marteaux : 650 -800 kg/ora

🌾 Mahavita mitoto ho lasa poudre tsara :
Vary • Katsaka • Mangahazo • Voamadinika isan-karazany sns…

💎 Avantages :
✅ Inoxydable – tsy mora harafesina
✅ Matanjaka & maharitra
✅ Haingam-pamokarana (gain de temps)
✅ Mety amin’ny famokarana madinika sy lehibe
✅ Économique amin’ny solika

📈 Safidy tsara ho an’ny mpandraharaha sy tantsaha te hampitombo vokatra!

👉 Mifandraisa dieny izao fa voafetra ny stock!
☎️0346640266
By-pass Iavoloha 🏢

BROYEUR mixte (Composte, sakafon 'omby) MOTEUR 2,2KWHSysteme marteaux Systeme lame PRix promotion : 2.300.000 ar ( Fevri...
06/02/2026

BROYEUR mixte (Composte, sakafon 'omby)

MOTEUR 2,2KWH
Systeme marteaux
Systeme lame

PRix promotion : 2.300.000 ar ( Fevrier)
BY PASS : 0381859446

🌾 MACHINE AGRICOLE VITA MALAGASY 🇲🇬.................Box to Box ................👉 Ho an’ny tantsaha, ho an’ny firenena, h...
26/01/2026

🌾 MACHINE AGRICOLE VITA MALAGASY 🇲🇬.................Box to Box ................
👉 Ho an’ny tantsaha, ho an’ny firenena, ho an’ny fiainana tsaratsara kokoa
Mirehareha izahay mampahafantatra fa vita eto Madagasikara tanteraka ireo machine agricole avo lenta: ✅ Mahery sy mateza
✅ Mora ampiasaina
✅ Mifanaraka amin’ny zava-misy eny ambanivohitra
✅ Manampy mampitombo vokatra sy mampihena fahasarotana
💡 Tsy varotra fotsiny fa asa soa koa
➡️ 5% amin’ny vola azo @ vente rehetra dia atokana ho fanampiana ny sahirana sy ny marary (mois de Fevrier-Mars)
Satria mino izahay fa:
“Ny fandrosoana tena izy dia ilay mahasoa ny maro.”
🤝 Rehefa mividy ianao: ✔️ Manohana ny vokatra vita Malagasy
✔️ Manohana ny tantsaha sy ny asa
✔️ Manampy mivantana ireo mila vonjy
📞 Raha mila fanazavana, prix, na commande
👉 Inbox / Antsoy izahay : 0381859446
🇲🇬 Vita Malagasy – Miasa miaraka – Manampy ny hafa

Broyeur à Padale Capacité 30-40kg/hSysteme à marteaux Tamis changeable Facile à manipuler Disponible de suite By Pass Ia...
09/11/2025

Broyeur à Padale

Capacité 30-40kg/h
Systeme à marteaux

Tamis changeable
Facile à manipuler

Disponible de suite
By Pass Iavoloha

0381859446
Stock limité

Prix : 2.400.000 Ariary
Livraison possible

31/10/2025

Broyeur à pedale

Capacité de production : 40kg/h
Systeme à marteaux
Avec contre poids

Prix : Abordable promotion mois de Novembre
By Pass Iavoloha : 0381859446

Broyeur 16 marteaux inox - Moteur diesel : 8 cv - Consommatio  1,6 litre/h - Capacité : < 300kg/h - Tamis 0,6mm - Chassi...
10/10/2025

Broyeur 16 marteaux inox

- Moteur diesel : 8 cv
- Consommatio 1,6 litre/h
- Capacité : < 300kg/h
- Tamis 0,6mm
- Chassis & accessoire

Prix: 4.500.000 ariary
Dispo sur commande

By pass : 0341859446

Bateuse legumineuse Specification technique:- Moteur 13,5 cv- Tamis vibrant-  Movible - capacité 1tonne/h Vita Malagasy ...
01/10/2025

Bateuse legumineuse

Specification technique:
- Moteur 13,5 cv
- Tamis vibrant
- Movible
- capacité 1tonne/h

Vita Malagasy
By pass Iavoloha
0381859446

Broyeur plastique PET Moteur électrique 10cvCapacité :  200kg /h Vita Malagasy Dispo sur commande
23/09/2025

Broyeur plastique PET

Moteur électrique 10cv
Capacité : 200kg /h

Vita Malagasy
Dispo sur commande

MACHINE BROYEUR DE VÉGÉTAUX 🚜 Ataovy mora kokoa ny fikarakarana ny ahitra, ravina, rantsankazo ary fako maitso miaraka a...
09/09/2025

MACHINE BROYEUR DE VÉGÉTAUX

🚜 Ataovy mora kokoa ny fikarakarana ny ahitra, ravina, rantsankazo ary fako maitso miaraka amin’ity machine broyeur de végétaux matanjaka ity!
Izy io dia mahery, maharitra ary mora ampiasaina, natao ho an’ny jardin, ferme, orinasa agricole na fanodinana akora bio.

🔹 Caractéristiques :
✅ Type : Broyeur de végétaux
✅ Capacité : 150 – 700 kg/ora (miankina amin’ny modèle)
✅ Puissance :
- 5.5 HP / 7 HP / 10 HP (miankina amin’ny safidy)
- moteur electrique/ Diesel /Essence.
✅ Fahaiza-manao : Mandrava ravina, ahitra, rantsankazo, bozaka, sns.
✅ Mety amin’ny : Compostage, famokarana bio-gaz, zezika organika, sns...

💡 Avantages lehibe :
🌍 Mitsitsy fotoana & ezaka
🔊 Tabataba ambany, tony ny asa
⚡ Matanjaka, haingana, mahomby
♻️ Manampy amin’ny fanodinana sy fampihenana ny fako

NB: VY MAFY SY MATEVINA TSARA AVOKOA

💸 Vidiny : mirary
📍 Livraison : Manerana an’i Madagasikara
📞 Contact : 0381859446 WhatsApp

💥💥💥 Promotion 💥💥💥Broyeur 24 marteaux & moteur 16 cv Diesel 👉 Tamis ......02👉 tuyau .......02Disponible de suite anh ☺️pr...
28/08/2025

💥💥💥 Promotion 💥💥💥

Broyeur 24 marteaux & moteur 16 cv Diesel

👉 Tamis ......02
👉 tuyau .......02

Disponible de suite anh
☺️promotion moit d'Aout 2025

0381859446
By pass Iavoloha

Address

Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261381859446

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yma-Tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Yma-Tech:

Share