Informa

Informa Vendeur de Boomer pour voitures et Subwoofer pour maison

VENDU. Ho an'ireo izay te hihaino BASS MATANJAKA ARY TENA MANDADY pour  300.000 ar fotsiny. SUBWOOFER MAISON HP 26 CM.  ...
05/08/2026

VENDU. Ho an'ireo izay te hihaino BASS MATANJAKA ARY TENA MANDADY pour 300.000 ar fotsiny. SUBWOOFER MAISON HP 26 CM. Mandeha 12v sy 220v. Misy bluetooth, aux, usb, radio, telecommande.
Atsoy ny 034 32 752 23

Afa-po hatrany ny client. tsy ampy bass le tennic d nividy BOOMER HP 26 CM taty ilay olona mba hanampy ny fidobony fa af...
31/07/2026

Afa-po hatrany ny client. tsy ampy bass le tennic d nividy BOOMER HP 26 CM taty ilay olona mba hanampy ny fidobony fa afa-po tanteraka izy.
220.000 ar le boomer. Afaka apetaka am izay tianao.
034 32 752 23

Ho an izay mitady sub tena matanjaka. SUB MAISON HP DOUBLE 21 CM.   Bass profond mampi-vibre ny any anatinao rehetra,  m...
22/07/2026

Ho an izay mitady sub tena matanjaka. SUB MAISON HP DOUBLE 21 CM. Bass profond mampi-vibre ny any anatinao rehetra, mahazaka salle 50m carre. Son impeccable. 220v Mahazaka jiro ambany.
Misy 1 entree micro, bluetooth, usb, radio, aux, telecommande. 600.000 ar
034 32 752 23.
VITA MALAGASY

BOOMER VOITURE HP 26 CM. Mety tsara ho an'ny fiara plaisir, 4x4, sprinter fohy. Bass fotsiny no avokany. Mety tsara ho a...
14/07/2026

BOOMER VOITURE HP 26 CM. Mety tsara ho an'ny fiara plaisir, 4x4, sprinter fohy. Bass fotsiny no avokany. Mety tsara ho an'ireo tsy mila son heno be any ivelany, fa tena mandona tsara henoina ao anatiny.
Efa misy ampli ao anatiny. Mety amin'ny autoradio rehetra. Tsotra kely ny branchement.
Prix : 200.000 ar fotsiny
Atsoy ny 034 32 752 23
VITA MALAGASY

Ho an'ireo izay te hihaino BASS MATANJAKA ARY TENA MANDADY pour  300.000 ar fotsiny. SUBWOOFER MAISON HP 26 CM.  Mandeha...
13/07/2026

Ho an'ireo izay te hihaino BASS MATANJAKA ARY TENA MANDADY pour 300.000 ar fotsiny. SUBWOOFER MAISON HP 26 CM. Mandeha 12v sy 220v. Misy bluetooth, aux, usb, radio, telecommande.
Atsoy ny 034 32 752 23

Afa-po ny namana any moramanga. Na dia grande salle ary dia tena manao be tokoa sady tsara feo ilay SUB MAISON DOUBLE HP...
08/07/2026

Afa-po ny namana any moramanga. Na dia grande salle ary dia tena manao be tokoa sady tsara feo ilay SUB MAISON DOUBLE HP26 CM. Mankasitraka e. Mihainoha finaritra.
750.000 ar ny vidiny
034 32 752 23

01/07/2026

Boomer hp double 31 cm. Mahazaka grande salle 80 a 100m carré. Bass tena enjana be mampi-vibre beton. 800.000 ar

Afa-po ny namana avy any tamatave. Tena manao be ary tsara feo be ilay SUB MAISON HP 31 CM. Mankasitraka b d b ary mihai...
27/06/2026

Afa-po ny namana avy any tamatave. Tena manao be ary tsara feo be ilay SUB MAISON HP 31 CM. Mankasitraka b d b ary mihainoa finaritra

Afa-po ny namana. Boomer double 31 cm napetany  tam ampli baffle. Tonga d lasa  farak'izay enjana ny bass. Mankasitraka ...
23/06/2026

Afa-po ny namana. Boomer double 31 cm napetany tam ampli baffle. Tonga d lasa farak'izay enjana ny bass. Mankasitraka dia mihainoa finaritra.
Prix : 800.000 ar. Bass fotsiny no avokany.
034 32 752 23

Address

Behoririka, Face Distributeur Banque BFV/près Cupido
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261334042468

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Informa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share