BEON SARL

BEON SARL COMMUNICATION - MARKETING - DISTRIBUTION

Izay ataonareo aminay anie dia ho jinjainareo aman'arivony.

BEON Trades est un espace d'optimisation de ventes en ligne ou digital Marketing.

08/03/2026

💟 MASCULINITÉ POSITIVE + FITAIZANA FENO ✅

💐 Tsiahy manokana ho an'ireo Reny miady irery ! Vitanareo io ! Ato ambadika izahay manohana foana 🤞

14/02/2026
20/08/2025
✅Fanitarana ny fiahiana ara-sosialy𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗻𝗷𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 💟
10/09/2024

✅Fanitarana ny fiahiana ara-sosialy
𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗻𝗷𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 💟

✅ PRÉPARATION & CONCENTRATION
19/07/2024

✅ PRÉPARATION & CONCENTRATION

✅ Ilay fiainana feno « ka … » « ka… » aloha tena tsy mety e ! « Il faut être créatif ».
19/07/2024

✅ Ilay fiainana feno « ka … » « ka… » aloha tena tsy mety e ! « Il faut être créatif ».

ARAHABA TRATRY NY FETIM-PIRENENASamy manana ny anjara birikiny ny tsirairay mba ho tena haleo tena tokoa i Madagasikara....
26/06/2024

ARAHABA TRATRY NY FETIM-PIRENENA

Samy manana ny anjara birikiny ny tsirairay mba ho tena haleo tena tokoa i Madagasikara.

Raha olombelona ianao, dia manomboka eo amin'ny fotoana tsy hiankinanao loha amin'ny hafa intsony izany fahaleovan-tena izany, efa mahavita tena irery amin'ny lafiny rehetra.

Ho anay manokana ( BEON RH, Programmes d'insertion sociale et professionnelle - PISPro, The Startups' Business Valley ary BEON CARES ) dia ity manaraka ity no anjara birikinay:

ODD N° 8 qui vise à "promouvoir une croissance économique soutenue, partagée et durable ; le plein emploi productif et un travail décent pour tous".

Mbola lavitra ny lalana satria tsy misy vahaolana lavorary izany fa ny marimaritra iraisana foana no ifandaminana, tsy tokony hisy maty antoka.

Mirary soa ny rehetra mba hahatratra ny tanjona iriany avy ka mba ho tena Madagasikara mahaleo tena sy soa ity Nosin-drazantsika ity.

Samia ho tahin'Andriamanitra !

Address

Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 07:00 - 11:30
13:00 - 19:00
Tuesday 13:00 - 19:00
19:00 - 11:30
Wednesday 07:00 - 11:30
13:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 11:30
13:00 - 19:00
Friday 13:00 - 19:00
19:00 - 11:30
Saturday 07:00 - 11:30
13:00 - 19:00

Telephone

+261320419960

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BEON SARL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BEON SARL:

Share

Qui sommes-nous?

La société BeON S.A.R.L. au capital de Ar 1.000.000 dont le siège est au lot B75F AMBOHITRARAHABA ANDAFIAVARATRA - 103 ANTANANARIVO est enregistré dans le registre du commerce et des sociétés d'Antananarivo au numéro 2016 B 00979, au chambre de commerce et d'industrie d'Antananarivo au N° S1703-18372 du 04/05/2017, carte fiscale N° 0198039 / DGI - D du 08/11/2016, NIF 2002523404.

2016 à 2019: carte statistique N° 2020: 62011 11 2016 0 11072, est une société de services, recherche et développement en informatique.

+2020: carte statistique N° 70201 11 2016 0 11072 orienté dans la communication, marketing et distribution.

BEON SARL se veut d'apporter sa contribution à l'éducation numérique et webmarketing des TPMEs à Madagascar.