Mada Multimédia

Mada Multimédia Mada Multimédia

20/08/2026

Need For Speed Most Wanted PS2 en Resolution X4 , Fluide tsara

GTA 5 sur Steamdeck OLED et Sur Retroid Pocket Nova 👉 Samy manana ny mahatsara sy maharatsy azy zao reo fa matetika isik...
19/08/2026

GTA 5 sur Steamdeck OLED et Sur Retroid Pocket Nova
👉 Samy manana ny mahatsara sy maharatsy azy zao reo fa matetika isika tonga dia ilay hoe Ecran Kely no olana amilay POCKET NOVA nefa lazaiko anareo fa polyvalent kokoa ilay POCKET NOVA noho ilay Steamdeck ka zay no antony itiavako ilay Pocket Nova kokoa :

✅Tafatsofoka ao amposy , ka na any anaty Bus na any ampianarana naizanaiza toerana aleha dia afaka milalao jeux Toy ny GTA 5 ianao , Call of duty Black ops , PES sns

✅Maivana kokoa ka tsy manahirana ny mitondra azy ary tsy manintona mpangalatra ny filalaovanao azy contrairement aminio steamdeck io raha ho entinao eny ambojatovo ohatra na antaninarenina possible hisy hanendaka ianao satria itan'olona hoe zavatra ngeda be sy mety ho lafo vidy ary manarakizay mavesatra ny poids any

✅Raha manao mission na voyage mandeha tany lavitra mety tsy hisy jiro dia powerbank rehetra dia afaka ichargenao azy fa ny steamdeck na Rog ally reny tsy afaka chargena aminy powerbank standard fa tsy maintsy ilay lafo vidy no misy ny sasany tsy mahacharge akory

Deux pieces Bleu sy Noir sisa dia lany ny R50S antsika ah 🥰😍
17/08/2026

Deux pieces Bleu sy Noir sisa dia lany ny R50S antsika ah 🥰😍

Console de Jeux Portable R50S neuf sous Carton                 ---------------👉Efa misy Jeux toy ny : Football 2026 - GT...
16/08/2026

Console de Jeux Portable R50S neuf sous Carton
---------------
👉Efa misy Jeux toy ny : Football 2026 - GTA San andreas - Minecraft - Pokemon - Tekken - Mario - Rally - sns (+ de 15.000 Jeux intégrées)
---------------
✅Mazaka Jeux PSP / PS1 / GAMEBOY / Nintendo DS / Arcade / Sega / Mame / Jeux VCD / Dreamcast / Sns
✅Grand Ecran 5,2 pouces
✅Autonomie 3h à 8h selon le Jeux
✅Joycon efa effet HALL tsy mora midrift
✅Misy Wifi afahana mijery Youtube sy anaovana multiplayer
🎥 Ankotrany maha console de Jeux azy dia azo ijerevana video sy hihainoana hira
👉Prix Promo : 420.000 Ariary Fixe
📞 : 034 39 924 67 na 032 69 079 16
Manao Livraison sy afaka mandefa faritra izahay

🔥🔥Haut de Gamme ndray eh🔥🔥✅2pieces fotsiny ihany, Console vao nivoaka taminito volana ito          ----------------👉Retr...
16/08/2026

🔥🔥Haut de Gamme ndray eh🔥🔥
✅2pieces fotsiny ihany, Console vao nivoaka taminito volana ito
----------------
👉Retroid Pocket NOVA neuf sous carton
- Ecran Full HD OLED 4.5 pouces
- Android 14
- Cpu OCTACORE Snapdragon 8 gen 2
- Ram LP DDR5 8go
- Stockage 256go (128 + 128 )
- WIFI 7 + Bluetooth 5.4
- Batterie 5000 Mah
- Joystick Effet HALL RGB
-------------
✅👉Mazaka Jeux PC (non AAA ) - Nintendo Swicth - XBOX 360 - XBOX - PS2 - PS3 - PS VITA - PSP - PS1 - Gamecube - Nintendo 64 - Nintendo Wii - Gameboy - sns
------------
✅👉Efa tonga dia feno karazana Jeux ao anatiny
------------

Prix : 1.800.000 Ariary
📞 : 034 39 924 67 na 032 69 079 16
Livraison Gratuite sur Tana ville / Expedition province possible

15/08/2026

Câble pour Gamers ORIGINALE avec Carton Ultra solide avec support
📌1.5m de long . Misy karazany roa fa miankina amilay boitier anao ihany
✅Type C - Type C
✅Type A - Type C
👉Prix : 19.000 Ariary
📞 : 034 39 924 67 na 032 69 079 16
Manao Livraison sy afaka mandefa faritra
------------------------------------
👉Reto avy ny Karazany
✅Usb type C - type C no alainao raha haut de gamme mazaka charge rapide 90W no miakatra ny telephone anao ary mila manana boitier misy sortie type C

✅USB type A - type C no alainao raha mila norme Standard , matetika io daholo ny ankabeazany boitier anah telephone sy ampiasaina DATA aminy PC na peripherique misy USB type C ka ilaina PC. Boitier tsotra mahazatra dia mety

14/08/2026

Manette Originale DATA FROG X3 ho anah Smartphone sy Nintendo switch ary mety Pc ihany koa

✅Misy Ventillateur miaro ny appareil anao aminy chauffe rehefa milalao ela
✅Joystick Effet Hall tsy mora midrift
✅Mandeha batterie micharge
⚪🟣Couleur Blanc na Violet Gamecube

👉Prix Promo : 130.000 Ariary
📞 : 034 39 924 67 na 032 69 079 16
Manao Livaison sy afaka mandefa faritra
-------------------------
❌ Nb : Tsy ny Jeux android Rehetra no mety manette fa mila mi se renseigner kely aminy google ianao hoe mety manette ve ilay Jeux lalaovina sa tsia❌

Ray sisa no tavela aminito dia ela2 ndray vao misy dispo ah . Ataonay Livraison Gratuite zay maka azy
14/08/2026

Ray sisa no tavela aminito dia ela2 ndray vao misy dispo ah . Ataonay Livraison Gratuite zay maka azy

AYN thor sa Retroid pocket Nova ny tianareo 👌 Afaka afarako sur commande
12/08/2026

AYN thor sa Retroid pocket Nova ny tianareo 👌 Afaka afarako sur commande

🥰😍😍 Hafa ihany le Originale eh
10/08/2026

🥰😍😍 Hafa ihany le Originale eh

Address

Antananarivo

Telephone

+261343992467

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Multimédia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share