Bezerra

Bezerra " chanteur "
" Auteur/compositeur "
" PAOiste "

Ndao isika hifanome tร nana hoan'ireo Malagasy namatsika rava fananana sy misedra ady mafy amin'izao fotoana izao ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
16/02/2026

Ndao isika hifanome tร nana hoan'ireo Malagasy namatsika
rava fananana sy misedra ady mafy amin'izao fotoana izao ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Noho'ny antony manokana dia nofoanana ny hetsika izay saika hotanterahina ny 14 dรฉcembre 2025 hoavy  izao ao amin'ny CFM...
30/11/2025

Noho'ny antony manokana dia nofoanana ny hetsika izay saika hotanterahina ny 14 dรฉcembre 2025 hoavy izao ao amin'ny CFM Anosy!
ialana tsiny indrindra hoan'izay tafitohina ๐Ÿ™
Hoavy ao ny hira vaovao atolotra hoanareo mivady " MALALA" ๐Ÿ˜

'Ty aloha ny calendrier mandram-pivoaka ny daty hivoahan'ny lay hira vaovao!๐Ÿซถ
15/11/2025

'Ty aloha ny calendrier mandram-pivoaka ny daty hivoahan'ny lay hira vaovao!๐Ÿซถ

Tsy ny halebeazan'ny trano  no zava-dehibe fa ny hafaliana ao anatiny !
04/11/2025

Tsy ny halebeazan'ny trano no zava-dehibe fa ny hafaliana ao anatiny !

Efa tamy ao 'lay vazo vaovao fa mandra-paha aloha  dia aboneo ny pejy saody tsy maharaka vaovao eo! ๐Ÿ‘‰  #๐Ÿ‘ˆ
01/11/2025

Efa tamy ao 'lay vazo vaovao fa mandra-paha aloha dia aboneo ny pejy saody tsy maharaka vaovao eo! ๐Ÿ‘‰ #๐Ÿ‘ˆ

Tetsy sy Teroa!
29/10/2025

Tetsy sy Teroa!

08/09/2025

L'ENFER "FONJAN'I MANAKARA"

03/09/2025

Nanondrana kay TOLDO teto fa jereo tsara!

inona zany no tena asan'ty soutien ty fa tsy azoko!
30/08/2025

inona zany no tena asan'ty soutien ty fa tsy azoko!

Address

Ambolokandrina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bezerra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bezerra:

Share