Yas Madagascar

Yas Madagascar Yas Madagascar dia vonona hanokatra tontolo nomerika mihavao hatrany, ho an’ny tsirairay manerana ny Nosy !

Yas Madagascar, izay fantatra tamin’ny anarana hoe : Telma Madagascar, dia mihavao hatrany, eo amin’ny sehatry ny fandraharaharana momba ny finday eto Madagasikara sy ho fampivoarana ny sehatry ny nomerika. Sampan’ny AXIAN Telecom ny Yas Madagascar, izay manolotra vahaolana nomerika mifanaraka amin’ny filàn’ny fiarahamonina, ary mitondra fiovana marina eo amin’ny fiainana andavanandron’ny tsiraira

y. Anjara asanay ny manampy ny Malagasy tsirairay, na aiza na aiza misy azy, hiditra ao anatin’ny tontolo nomerika, ao anaty fitonian-tsaina. Ny Yas Madagascar dia marika azo itokisana ary manokatra tontolo nomerika azon’ny rehetra idirana. Isika miaraka no hanangana hoavy feno fahafahana ho an’ny Malagasy tsy an-kanavaka !

☕[ANNONCE RECRUTEMENT]📰Prêt(e) à bâtir une carrière professionnelle épanouissante et prestigieuse ?🌟Rejoins une équipe q...
29/07/2026

☕[ANNONCE RECRUTEMENT]📰

Prêt(e) à bâtir une carrière professionnelle épanouissante et prestigieuse ?🌟

Rejoins une équipe qui gagne en devenant notre :

• Commercial Yas Store Antananarivo : bit.ly/4g14TGd
• Chef de Zone - Nord : bit.ly/4fBoM5h
• Technicien Superviseur Filaire Régions Sud : bit.ly/44UKvQU
• Technicien Superviseur Filaire Régions Ouest : bit.ly/4wpR0XV
• Technicien Superviseur Filaire Régions Nord : bit.ly/4bj6PY4

Clique directement sur le lien pour envoyer ta candidature !

🌊🪁 Festikite Madagascar 2026 - 5è édition DÉFIEZ LE VENT, DOMPTEZ LES VAGUES ! 🎉Du 13 au 16 août 2026, la région de Diég...
29/07/2026

🌊🪁 Festikite Madagascar 2026 - 5è édition

DÉFIEZ LE VENT, DOMPTEZ LES VAGUES ! 🎉

Du 13 au 16 août 2026, la région de Diégo-Suarez vibrera au rythme du Festikite Madagascar ! 🇲🇬✨

🎭 13 août : ouverture en fête avec un grand carnaval dans la ville de Diégo
🏄‍♂️ 14 et 15 août : compétitions de kitesurf, windsurf et wingfoil dans le cadre exceptionnel de la Baie de Sakalava
🏆 16 août : grande clôture sur la plage de Ramena, avec la remise des prix, suivie d’un concert exceptionnel de Rijade 🎶🔥

Au programme également : course de Laka, Morengy traditionnel, beach soccer, animations et de nombreuses surprises ! 🤩

📍 Diégo-Suarez – Baie de Sakalava – Ramena
📅 Du 13 au 16 août 2026

Préparez-vous à vivre quatre jours de sport, de culture, de musique et de sensations fortes ! 🌴🌊

Le programme complet en commentaire 👇


💛💙

🏖️⚽ CHAMPIONNAT NATIONAL BEACH SOCCER – MAZAVALOHAVonona hampientanentana ny morontsirak’i Manakara ireo ekipa tsara ind...
29/07/2026

🏖️⚽ CHAMPIONNAT NATIONAL BEACH SOCCER – MAZAVALOHA

Vonona hampientanentana ny morontsirak’i Manakara ireo ekipa tsara indrindra ! 🔥🌊

Manohana hatrany ny fanatanjahantena sy ny talentan’ny Malagasy i Yas, ary faly miara-dia indray amin’ny Fédération Malagasy de Football amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Beach Soccer ity. 💛🇲🇬

📍 Manakara
📅 29 Jolay hatramin’ny 01 Aogositra 2026

Andao hiara-hankafy baolina kitra, masoandro ary fifaninanana mafana eny amoron-dranomasina! 🙌⚽


💛💙

🎮 Yas x Tekken Madagascar : une nouvelle étape pour l’esport malagasy 🇲🇬🔥Yas est heureux d’être le partenaire officiel d...
28/07/2026

🎮 Yas x Tekken Madagascar : une nouvelle étape pour l’esport malagasy 🇲🇬🔥

Yas est heureux d’être le partenaire officiel de Tekken Madagascar, une communauté passionnée qui fait grandir la scène esport à Madagascar.

Ensemble, nous sommes fiers d’organiser le MOOR1NG, un grand rendez-vous dédié à la compétition, au talent et à l’énergie des joueurs malagasy.

📅 28, 29 et 30 août 2026
📍 Gymnase Couvert Mahamasina

Avec Tekken Madagascar -Mass'In Gaming - SOKA Club - 42 Antananarivo - Malagasy Federation of Esports - Yas continue d’accompagner les communautés, de connecter les talents et d’ouvrir de nouvelles possibilités à l’esport à Madagascar.

Rendez-vous au MOOR1NG 🎮🔥

🥁☀️ DONABE 4ème édition ☀️🥁Andro 4 (Tapany 2) :Sarin'ny faradoboka DonaBe teto Antsohihy omaly 26 Jolay niaraka t@ Tukso...
27/07/2026

🥁☀️ DONABE 4ème édition ☀️🥁

Andro 4 (Tapany 2) :

Sarin'ny faradoboka DonaBe teto Antsohihy omaly 26 Jolay niaraka t@ Tukson, Naïmah, Dadi Love , ...

Mbola mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra tonga marobe niara-nitorajofo taminay.

, sponsor officiel Donabe 🥁🎹

27/07/2026

🔥⚽ RESULTAT PRONOSTIC FINALE - Yas COUPE DE MADAGASCAR 2026 🏆

Araho mivantana eto ny tirage au sort nandritra ny lalao Pronostic tamin'ny Finale Yas Coupe de Madagascar.

Valiny marina : St Anne 2 - 3 FC Rouge


💛💙

🎶 30 taona niarahana tamin'ny Groupe 'Zay! 💛Tsy vitan'ny hoe fankalazana mozika fotsiny ny tao amin'ny Palais des Sports...
27/07/2026

🎶 30 taona niarahana tamin'ny Groupe 'Zay! 💛

Tsy vitan'ny hoe fankalazana mozika fotsiny ny tao amin'ny Palais des Sports omaly alahady 26 jolay iny, fa fotoana iray nahafahan'ny rehetra nizara fihetseham-po sy fahatsiarovana niaraka tamin'ny tarika 'Zay nandritra ny 30 taona izay.

✨ Anisan'ny fotoana nahasarika indrindra ny sain'ny rehetra ny hologramme an'i Yas, izay nitondra traikefa vaovao sy nahagaga ny mpijery. Feno fihetseham-po ny toerana, ary maro no nankafy sy nandrakitra izany fotoana miavaka izany.

Faly izahay fa afaka nandray anjara tamin'ity hetsika lehibe ity ary nitondra fanavaozana nahafaly ny mpankafy.

🙏 Misaotra anareo rehetra nizara izany fotoana tsy hay hadinoina izany niaraka tamin'ny tarika 'Groupe 'Zay sy SR EVENT.


💙💛

27/07/2026

🎓 Carrefour de la Formation, des Métiers et de l'Emploi 2026

En tant que partenaire, Yas Madagascar est heureux de soutenir un événement qui favorise l'orientation, la formation et l'accès à l'emploi.

📍 Rendez-vous du 4 au 8 août 2026 à l'Esplanade Sud du Kianja Barea.

Construisons ensemble les opportunités de demain. 💛


💙💛

🥁☀️ DONABE 4ème édition ☀️🥁Andro 4 (Tapany 1) :Iverenantsika an-tsary ny Concours Miss Donabe 2026 sy ny fanolorana ireo...
27/07/2026

🥁☀️ DONABE 4ème édition ☀️🥁

Andro 4 (Tapany 1) :

Iverenantsika an-tsary ny Concours Miss Donabe 2026 sy ny fanolorana ireo marim-pakasitrahana avy tamin'ny mpanohana sy mpikarakara.

, sponsor officiel Donabe Dadi Love

27/07/2026

🚀 NOUVEAU : FIBRE 'ON by Yas 🛜

250 Go à seulement 69 000 Ar !

📣 Découvrez la toute nouvelle offre Fibre signée Yas : profitez d’une connexion ultra-rapide allant jusqu’à 200 Mbps.

Testez dès maintenant votre éligibilité ici :
https://services.yas.mg/test-elligibilite-fibre

Besoin de plus de data après avoir atteint votre FUP ? Rechargez facilement dès 50 Go sur :
https://recharge.yas.mg/


💙💛

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00

Telephone

+261340000800

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yas Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Yas Madagascar:

Shortcuts

Share