Logi Pro Gest

Logi Pro Gest Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Logi Pro Gest, Software Company, Antananarivo.

💯* * * SPECIAL * * *  PROMOTION * * * 💯🍿Logiciel de gestion: Caisse / Stock ...👉Natao hitsinjovana antsika rehetra te ha...
30/11/2025

💯* * * SPECIAL * * * PROMOTION * * * 💯
🍿Logiciel de gestion: Caisse / Stock ...
👉Natao hitsinjovana antsika rehetra te hampiasa LOGICIEL ho an'ny tsena na boutique na magasin na activité commerciale rehetra,

🔴Mora vidy, Mora ampiasaina,
🟢Stable tsara ary afaka manaraka ny toetr'andro sy ireo personnalisation ilainao rehetra.
💻Afaka atao multi-poste(en ligne na off ligne), multi-utilisateur ary any admin iany no afaka manao ny paramètres rehetra.

👉Omena anao avy hatrany ny prix mba tsy hiandry anaty mp fa ny commande-nao sisa no resahina any, 200 000Ar ny Logiciel amin'izao promotion izao

👉Raha mila fanazavana manokana ianao dia antsoy ny ☎️+261 33 73 701 61 na +261 34 27 003 57 (sady misy whatsApp)

❤️Azo antoka ny fiaraha-miasa, koa aza misalasala intsony ary ❤️

Consultez vous sur 👇
http://logiprogest-logicielprofessionnel.netlify.app/

16/11/2025

Manahoana daholo👋☺️ ,
Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra e!, mirary soa sy fahasalamana ☺️❤️😘

12/11/2025

💖💖💖

12/11/2025

✨ LOGIPROGEST – Mora, Haingana ary Mahomby ho an’ny orinasanao ! ✨

Sao mbola mitahiry an-tsoratra na amin’ny kahie ianao rehefa mitantana ny varotra?
Aleo atao automatique amin’ny LogiProGest, logiciel tsotra ampiasaina fa tena mahery vaika:

🛒 Mitantana sy mandamina mora foana ny lisitra entana
💰 Mivarotra & manao facture tsy misy diso kajy
📦 Manao commande & approvisionnement ara-potoana
👥 Mifandamina tsara amin’ny mpanjifa sy ny fandoavam-bola ataon’izy ireo
🤝 Manara-maso ny fournisseurs sy ny fandoavam-bola aminy
📊 Mahita avy hatrany ny stock sy ny entana mbola misy
💵 Mitantana sy manara-maso ny caisse sy ny mouvement rehetra

⚡ Ny tsara indrindra?
🔹 Afaka ampiasaina amin’ny ordinateur iray (mono-poste) na maro (multi-poste)
🔹 Mandeha tsara na en ligne na tsy misy connexion (off ligne)

👉 Raha manana boutique, dépôt, grossiste, na orinasa ianao dia ity no vahaolana mety aminao.
🎯 LogiProGest no manamora ny fitantanana, ianao no mifehy ny raharaham-barotrao!

📞 Antsoy izahay izao :
📱 034 27 003 57 / 033 73 701 61

---

✨ LOGIPROGEST – Simple, Rapide et Efficace pour votre commerce ! ✨

Marre des papiers, des cahiers et des erreurs de calcul ?
Avec LogiProGest, tout devient plus facile et mieux organisé :

🛒 Gérez facilement votre liste d’articles
💰 Faites vos ventes et factures en quelques clics
📦 Contrôlez vos commandes et approvisionnements
👥 Suivez vos clients et leurs règlements
🤝 Gardez un œil sur vos fournisseurs et vos paiements
📊 Maîtrisez vos stocks à tout moment
💵 Suivez vos caisses et tous les mouvements d’argent

⚡ Les plus de LogiProGest :
🔹 Utilisable en mono-poste ou multi-postes
🔹 Fonctionne aussi bien en ligne qu’hors ligne

👉 Que vous ayez une boutique, un dépôt, un grossiste ou une entreprise, LogiProGest est LA solution qu’il vous faut.
🎯 Avec LogiProGest, vous gagnez du temps, vous évitez les erreurs et vous gardez le contrôle total de votre activité !

📞 Contactez-nous dès maintenant :
📱 034 27 003 57 / 033 73 701

✨ LOGIPROGEST – Mora, Haingana ary Mahomby ho an’ny orinasanao ! ✨Sao mbola mitahiry an-tsoratra na amin’ny kahie ianao ...
17/08/2025

✨ LOGIPROGEST – Mora, Haingana ary Mahomby ho an’ny orinasanao ! ✨

Sao mbola mitahiry an-tsoratra na amin’ny kahie ianao rehefa mitantana ny varotra?
Aleo atao automatique amin’ny LogiProGest, logiciel tsotra ampiasaina fa tena mahery vaika:

🛒 Mitantana sy mandamina mora foana ny lisitra entana
💰 Mivarotra & manao facture tsy misy diso kajy
📦 Manao commande & approvisionnement ara-potoana
👥 Mifandamina tsara amin’ny mpanjifa sy ny fandoavam-bola ataon’izy ireo
🤝 Manara-maso ny fournisseurs sy ny fandoavam-bola aminy
📊 Mahita avy hatrany ny stock sy ny entana mbola misy
💵 Mitantana sy manara-maso ny caisse sy ny mouvement rehetra

⚡ Ny tsara indrindra?
🔹 Afaka ampiasaina amin’ny ordinateur iray (mono-poste) na maro (multi-poste)
🔹 Mandeha tsara na en ligne na tsy misy connexion (off ligne)

👉 Raha manana boutique, dépôt, grossiste, na orinasa ianao dia ity no vahaolana mety aminao.
🎯 LogiProGest no manamora ny fitantanana, ianao no mifehy ny raharaham-barotrao!

📞 Antsoy izahay izao :
📱 034 27 003 57 / 033 73 701 61
💬 WhatsApp : 034 22 220 78
📧 Email : [email protected]

---

✨ LOGIPROGEST – Simple, Rapide et Efficace pour votre commerce ! ✨

Marre des papiers, des cahiers et des erreurs de calcul ?
Avec LogiProGest, tout devient plus facile et mieux organisé :

🛒 Gérez facilement votre liste d’articles
💰 Faites vos ventes et factures en quelques clics
📦 Contrôlez vos commandes et approvisionnements
👥 Suivez vos clients et leurs règlements
🤝 Gardez un œil sur vos fournisseurs et vos paiements
📊 Maîtrisez vos stocks à tout moment
💵 Suivez vos caisses et tous les mouvements d’argent

⚡ Les plus de LogiProGest :
🔹 Utilisable en mono-poste ou multi-postes
🔹 Fonctionne aussi bien en ligne qu’hors ligne

👉 Que vous ayez une boutique, un dépôt, un grossiste ou une entreprise, LogiProGest est LA solution qu’il vous faut.
🎯 Avec LogiProGest, vous gagnez du temps, vous évitez les erreurs et vous gardez le contrôle total de votre activité !

📞 Contactez-nous dès maintenant :
📱 034 27 003 57 / 033 73 701 61
💬 WhatsApp : 034 22 220 78
📧 Email : [email protected]

Logiciel de gestion de cash point ❤️Ity logiciel ity dia manampy be amin'ny fitantanana ny tsenanao satria efa tafiditra...
17/08/2025

Logiciel de gestion de cash point ❤️

Ity logiciel ity dia manampy be amin'ny fitantanana ny tsenanao satria efa tafiditra ao daholo ny :
💎 Gestion de transfert
💎 Gestion de dépôt
💎 Gestion de retrait
💎 Vente crédit
💎 Gestion de caisse espèce et mobile money
💎 Ary ny tableau de bord

Afaka manao essai gratuit ianao sy ny ekipanao.

Raha misy tianao ovaina amin'ilay logiciel dia afaka manao fangatahana ianao

Fanazavana fanampiny : 034 27 003 57 / 034 22 220 078(disponible sur WhatsApp)

08/06/2025

Ralyiii, niova ah☺️😂

15/05/2025

21 raccourcis Excel que tout le monde devrait connaître 🔥

💾 Enregistre ce post pour ne pas les oublier

Bonne nuit🌃🤗

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342700357

Website

http://logiprogest.netlify.app/

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Logi Pro Gest posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Logi Pro Gest:

Share