Ataomad

Ataomad Développement - Créativité - Innovation
Une startup créer avec l'intention d'améliorer les cond We are atoms, let's create a new world of work. 😉

23/06/2021

TANDREMO 🚨🚨

Lavavava kely fa tsara raha mamaky avokoa isika
> MORA PIRATENA NY KAONTINAO RAHA MISY KAONTY 3 FAKE fotsiny AO ANAO

➡️ Na dia olona tsy nianatra piratage aza dia mahay manokatra ny kaontinao raha misy kaonty fake 3 fotsiny ao anao (NB: za tsy afaka mampianatra no sady tsy manoro ny fanaovana azy )

> AZA MI'ACCEPTER OLONA ho amis raha TSY FANTATRAO IZY

> REHEFA MANAM-POTOANA DIA ATAOVY TRIAGE NY AMIS ANAO, ary fafao izay tsy fantatrao akory hoe iza nefa ao d'amis

> AZA AMIDY NY FINDAY, NY PC, NY TABLETTE, ny flash efa nampiasainao... raha mbola azo atao, na dia efa no'formatenao aza
(satria ny zavatra rehetra nofafanao dia afaka récuperena avokoa)

> AZA AMIDY NY KAONTINAO ( tatoato mantsy dia misy sahy mividy kaonty 10.000ar ka hatramin'ny 500.000ar teto ) na dia fafana avokoa aza ny sary rehetra

➡️ Ny zavatra nosoratanao rehetra, ny sary rehetra no'publienao, ny niresaka taminao tao rehetra dia voatahiry ao anaty BIG DATA na dia efa nofafanao aza... noho izany, raha amidinao na omenao olona ny kaontinao: ka hisolokiany na hi menaceny olona dia ianao no mi'doboka any am-ponja.

Na dia fafanao aza ny kaontinao dia sauvegarder avokoa ny information rehetra, ary afaka hanenjehana anao ny zavatra nosoratanao taloha, >>> voir condition utilisation compte facebook)

Raha nanaovanao connexion ny findainao, ny trajet sy ny itinéraire rehetra handehananao dia afaka jerena avokoa (hoe taiza ianao t@ alahady t@2:30 ohatra); N'inona n'inona ataon'ny olona mamorona compte tena izy na compte fake dia mora ny mi localisé azy, ary efa misy préstataire mpi'localisé an'izay eto Madagasikara

> AZA MANORINA NY OPINION ANAO MIPARITAKA ETO

➡️ Ny salan'isa farany t@17 juillet 2020 dia voahisa fa kaonty fake 658.761 isa no no'blokena; kaonty malagasy ireo, ary membre politique 100% avokoa izy rehetra. Voalaza moa fa eoeo @ +2.000 isa isan'andro ny kaonty fake miforona "isan'andro" eto Madagasikara . Noho izany, mety opinion an'olona tokana io mameno fb io fa tsy hoe an'olona 3Millions.

> TOMPON'ANDRAIKITRA partagenao ianao, mitovy ny sazy azon'izay nanoratra an'ilay statut sy izay manao partage, noho izany: raha nanaparitaka vaovao tsy marina ny mpanoratra nefa ianao nanao partage ka raha misy ny fitoriana... dia ratsy be fa mitovy ny sazy -tsao

> Farany, vakio tsara ny condition napetraky ny FB! t@ianao nanokatra kaonty nisy an'iny soratra lava be iny, (izay efa nekenao matoa afaka manao facebook ianao)...

Avereno vakiana daholo raha mbola tsy namaky an'ilay izy mihintsy ianao

NB: Mitandrema tsara amin'ny zavatra hampiasainao ny tambazotran-tserasera

INONA NO ANTONY NANANGANANA NY STARTUP ATAOMAD?Hentina hamoronana ASA MIVANTANA sy VOAFARITRA amin'ny alalan'ny fiofanan...
02/05/2021

INONA NO ANTONY NANANGANANA NY STARTUP ATAOMAD?
Hentina hamoronana ASA MIVANTANA sy VOAFARITRA amin'ny alalan'ny fiofanana.
Raha mianatra 5 taona amin'ny resaka informatique ohatra ianao dia maro ny asa afaka ho ataonao aoriana tahaka ny développeur web, développeur mobile, développeur logiciel sy ireo language rehetra izay nianaranao tany...
NY ANAY KOSA DIA FAMORONANA SPECIALITÉ NO TANJONA ka noferanay 4 mois izany, ary izay tena ilaina ianarana mba ahafahana manana poste ihany no tanjona fa vonona hianatra foana izahay sady miasa mandritra ny 5 taona sy 10 taona manaraka. (Misy olona efa nianatra 5 taona koa aza mbola nianatra sy niasa ato aminay)
Ka aminay aleo sady miasa no mianatra toy izay nianatra 5 taona nefa tsy nahita asa. ;)
1. Anisan'ny naverina nataon'ny olona nianatra tato aminay 4 mois ohatra ny www.ataomad.com version web. (Afaka tsidihinao ny version web ary hisy modification foana eo atramin'ny décembre 2021)
2. Anisan'ny projet ho avoakanay izay nataon'izy ireo koa ny www.diariko.com izay réseau social ho avoakanay tsy ho ela. (Hitanao eo amin'ny sary sy afaka tsidihinao saingy tsy azo hanaovana inscription raha tsy mivoaka ofisialy) 🚫
Mbola manana projet 11 hafa izahay ho fantatry ny rehetra eo foana, satria izany no mampa eto anay. Manao izay hivoahan'ireo projets 13 tianay atao, ary izany no antony ahitanareo boribory 13 isa amin'ny logo-nay.

Atreto anie isika ka mi-dev projen'ny olona vahiny foana no tena niavaka e? Ry zareo faly ery satria kely ny budget rehefa isika no manao azy. Fa maninona raha mba manao hoatsika e? Dia maninona koa ianao raha mba manao fa mahafaly anie izany e? Dia mba mitombo ny asa hoan'ny tanora. :)

Misaotra ny ekipa rehetra amin'ny hezaka ary mbola mirary soa atsika rehetra indray hoan'ny tantara manaraka. ;)

Ataomad
We are atoms, let's create a new world of work. ;)

26/04/2021

AVIS DE RECRUTEMENT DES COMMERCIAUX TERRAIN (H/F)
L’entreprise de formation et de services du numérique Ataomad, pour le besoin de développement de ses activités, cherche des commerciaux terrain(Commerciale B to B dans chaque commune de Madagascar).

Missions principales:
-Analyser et comprendre les besoins ou les problèmes des clients et leurs proposer des solutions,
-promouvoir l'offre des services ou des produits dont il/elle est à la charge,
-rendre compte de son activité commerciale,
-Interagir avec la clientèle cible

Savoir faire:
- Prospection et fidélisation de nouveaux clients potentiels,
- élaboration d'une proposition commerciale,
- négociation

Qualités requises:
- Sens du service,
- communication,
- orientation Client,
- esprit d'initiative,
- esprit d'équipe

Qualifications:
- Être titulaire au minimum d'un BEPC (niveau lycée), commerce, ou toutes autres filières
correspondante aux descriptions.
- Etre âge au maximum de 35 ans.

Comment postuler?
Envoyer votre CV à : [E-mail masqué]

Address

Ambodin'Isotry Vers EPP
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ataomad posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ataomad:

Share