12/12/2025
salama ve tsika ato ooo
efa akaiky ny fety an sao mba asiana chocolat de Dubai hanome tsiro ilay fety sy mba hampifaliana ilay famille anao e,
mp ny prix an fa tena mora no handefasanay azy
Ny entana ato aminay dia azo antoka tsara no tsara tokoa ny kalitao
En ligne izahay fa tsy mbola misy boutique