Télé - Access

Télé - Access Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Télé - Access, Mobile Phone Shop, Antananarivo.

02/04/2026
• Ireto indray ary ny Power Bank amin'izao fahatapahan-jiro lava izao.• Marque Kin Vale ( Fast Charge daholo ) 22,5W.Pri...
11/06/2025

• Ireto indray ary ny Power Bank amin'izao fahatapahan-jiro lava izao.

• Marque Kin Vale ( Fast Charge daholo ) 22,5W.

Prix : 10000mah 50000ar
20000mah 70000ar
30000mah 90000ar

• Afaka manatitra tsara.
• Contact : 0344202143

Produits Samsung vitsivitsy disponible :• Écouteur Type C AKG : 20000ar ; misy mainty misy fotsy.• Câble USB to C Samsun...
06/06/2025

Produits Samsung vitsivitsy disponible :

• Écouteur Type C AKG : 20000ar ; misy mainty misy fotsy.
• Câble USB to C Samsung original sous carton : 16000ar
• Adapteur Type C to jack : 15000

Tsy dia be dia be.
Manao livraison foana foana foana.

• Contact : 0344202143

MagSafe Battery Pack :• Misy capacité roa : 5000mah : 60000ar                                      10000mah : 80000ar• M...
06/06/2025

MagSafe Battery Pack :

• Misy capacité roa : 5000mah : 60000ar
10000mah : 80000ar
• Mba safe ny circuit de charge amin'itony sady mba mibikabika, mivoatra eh.

• Afaka manatitra eto Antananarivo, afaka mandefa any amin'ny faritra.

• Contact : 0344202143

Boîtier farak'izay tsara qualité ho an'ny mpampiasa :- Google Pixel  hatramin'ny Google Pixel 9 pro.- SAMSUNG rehetra 25...
06/06/2025

Boîtier farak'izay tsara qualité ho an'ny mpampiasa :

- Google Pixel hatramin'ny Google Pixel 9 pro.
- SAMSUNG rehetra 25W ireny ny chargeur any.

Prix : 45000ar

- Kojakojao ny batterie fa voan'ny manainga écran rehefa reraka io raha hanolo batterie.
- Aleo mampiasa chargeur tsara dia 80% ~ 90% dia alana fa tsy atao 100% foana, mateza tsara amin'izay.

Raha tsy manana câble ianao dia 5000ar ny câble C to C raha ampiarahana amin'io boîtier io.

• Contact : 0344202143

• Misy mainty misy rose misy gris le support casque • Manao livraison• 25000ar no vidiny• Contact : 0344202143
29/04/2025

• Misy mainty misy rose misy gris le support casque
• Manao livraison
• 25000ar no vidiny
• Contact : 0344202143

• Io sy lerony ny refroidisseur mora be sode misy mila lisany.• Manavaingana rano rapide be raha ohatra andramana tode a...
28/04/2025

• Io sy lerony ny refroidisseur mora be sode misy mila lisany.

• Manavaingana rano rapide be raha ohatra andramana tode asiana rano eo amboniny moa mamoaka glace koa moa zany mazava oazy.

• Afaka andefasana sary na video any amin'ny mp lisany.

• 45000ar fotsiny efa misy câble USB to C sy fixation ary le plaque autocollant iny Tsy mila mametaka fixation fa iny de ampy ara.

• Afaka anaterana raha misy mila, tsy de betsaka le izy.
• 0344202143 raha ohatra tode hiantso.

• Chargeur de voiture Samsung double super rapide (45 W + 15 W)• Double ports USB-C et USB-A super fast charging ( Charg...
07/10/2024

• Chargeur de voiture Samsung double super rapide (45 W + 15 W)

• Double ports USB-C et USB-A super fast charging ( Charge rapide )

• Contenu du carton :
- Chargeur de voiture ( Chargeur allume cigare )
- Câble 5A C vers C

• Manao livraison erak'Antananarivo ary mandefa any amin'ny faritra.

• Contact : 0344202143

• Chargeur MI 67W • Mahazaka téléphone roa indray miaraka. Ex ( Google pixel 4a 5G sy iphone 5S ) tsy miova ny performan...
05/02/2024

• Chargeur MI 67W

• Mahazaka téléphone roa indray miaraka. Ex ( Google pixel 4a 5G sy iphone 5S ) tsy miova ny performance.
• Câble type C ( C to C ) iray no miaraka aminy fa misy câble hafa koa raha mila enao.

• Mamoaka rechargement rapide amin'ny Google pixel.
• Téléphone Xiaomi moa vao maika tsara arak'ilay marque.
• Marque hafa ihany koa mety daholo rehefa type C.
• Na téléphone chargeur Tachibo aza manosika tsara koa izy.

• Prix 30000ar
• Manao livraison eto Antananarivo sy mandefa any amin'ny fatitra.

• Contact : 0344202143

• Mivarotra housse sy cache écran izahay.• Afaka karakaraina ianao raha mila.
11/01/2024

• Mivarotra housse sy cache écran izahay.
• Afaka karakaraina ianao raha mila.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Télé - Access posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share