Hibosy kely Bosskely

Hibosy kely Bosskely TUTO

10/02/2026

fans
Loka 20 000ar

10/10/2025

Avoay njaka sy ireo namana rehetra any 🙏

Move On : Be ready for change
Hibosy kely Bosskely
Syntia

17/05/2025

Akory iaby 🥰
Hanomboka anao video amin'ny izay tsika 🥰 aza miala ♥️

13/05/2025
Andao indray ary asina resaka Inona izy io ?
28/01/2025

Andao indray ary asina resaka
Inona izy io ?

MACHINE DE PRESENCE D'EMPREINTE DIGITALVita malagasy 🇲🇬▪️Mode: identifié par empreinte digitaleMampiavaka azy tsisy 🔌ENT...
16/01/2025

MACHINE DE PRESENCE D'EMPREINTE DIGITAL
Vita malagasy 🇲🇬
▪️Mode: identifié par empreinte digitale

Mampiavaka azy tsisy 🔌ENTRÉE USB otrany ilay vita sinoa ireny fa tonga dia mifandray amin'ny Ordinateur direct 👥↔️💻
➡️Misy par cable
➡️Misy par réseau

🚨Misy logiciel miaraka amin'ny afaka personnaliséna(Logiciel de gestion ) ❌

No sady afaka manao calcule karaman'ny mpiasa raha ohatra ka mikarama par heure toy ny ( mpapianatra . Dokotera...... sns)

Afaka ampiasain'ny :
USINE - SOCIÉTÉ-BUREAU-ÉCOLE .....sns
_____________________________________

Ho anao ORIN'ASA - SEKOLY - BIRAO. Manamora ny fanamarinam-potoana ho an'ny mpiasa sy ny mpianatra ity technology vita malagasy ity.

Voamarina avokoa ny fahatongavana ara-potoana sy ny fahataràna eo anivon'ny orin'asa sy ny sekoly misy anao.

Afaka mandefa mp ianao raha liana amin’ilay izy na hiantso ny laharana eto ambany.
📞Contact : 0340304247

Efa misokatra ny fampidirana membre vaovao pi group 2
14/01/2025

Efa misokatra ny fampidirana membre vaovao pi group 2

Voici quelques astuces très utiles et fiables pour améliorer votre expérience informatique :Utilisez les raccourcis clav...
13/01/2025

Voici quelques astuces très utiles et fiables pour améliorer votre expérience informatique :
Utilisez les raccourcis clavier :
Alt + Tab : Changez rapidement de fenêtre.
Ctrl + T : Ouvrez un nouvel onglet dans votre navigateur.
Ctrl + Maj + T : Rouvrez un onglet fermé par erreur.
Gestionnaire des tâches :
Ctrl + Maj + Échap : Ouvrez directement le gestionnaire des tâches pour gérer les applications bloquées ou gourmandes en ressources.
Mode avion pour charger plus vite :
Activez le mode avion pour désactiver le Wi-Fi et le Bluetooth, ce qui permet de charger la batterie plus rapidement.
Réduisez la fatigue oculaire :
Téléchargez f.lux pour ajuster la luminosité de votre écran et réduire la lumière bleue, surtout si vous travaillez de nuit.
Utilisez un assistant vocal :
Cortana (Windows) : Utilisez le raccourci Win + C pour poser des questions ou rechercher des fichiers rapidement.

💻LOGICIEL DE GESTION  (prix promotions) ,  ,  ,     .😊 Hoanareo izay mitady logiciel mora ampiasaina sady mora vidy, 🖥️P...
07/01/2025

💻LOGICIEL DE GESTION (prix promotions)
, , , .
😊 Hoanareo izay mitady logiciel mora ampiasaina sady mora vidy,
🖥️Pratique no sady tena efficace higerena vente, stock, caisse, CA sns,...
🖲️Dia tena mety hoanao ity. Juste mampiditra fotsiny sisa ianareo izay mampiasa azy fa efa automatique daholo ny rehetra.

Mise à jour : Efa mivoaka mensuelle avokoa ny Chiffres d'affraire, dépenses Ary ny bénéfice.
Afaka personnaliséna manaraka ny logo anao

✅Afaka adaptena tsara amin'ny produit rehetra. Na (Orinasa , Olona tsotra , Sekoly , Université ,Hotel , Restaurant , Association, Fiangonana, ....sns )Dia afaka mampiasa azy. Afaka jerena a distance ihany koa no afaka asina site sy application mobile.
Afaka mandefa mp ianao raha interesser amin’ilay izy na hiantso ny numero eto ambany.
📞Contact : 0340304247

Izahay group Hibosy kely Bosskely dia Faly miarahaba antsika Malagasy rehetra na eto na tsy eto antoerana nahatratra ny ...
31/12/2024

Izahay group Hibosy kely Bosskely dia Faly miarahaba antsika Malagasy rehetra na eto na tsy eto antoerana nahatratra ny taona 2025.
Ho taona feno fahasoavana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao diavintsika ity.
Ho taona Zina sy ho heniky ny Soa sy ny Tsara.
Ho lavitry ny rofy sy ny aretina isika ka ho salama mandritra ny taona
Mbola maro ny soa hifapijarantsika eto amin'ny pejy ♥️
Bonne année daholo.
Samia ho Tahian Andriamanitra.

Pi💰💲(vague 2 )❌Tsy Antares ❌Tsy Qcstar❌ Tsisy resaka investissement (tsisy fampiasam-bola tsisy resaka manentana olona a...
30/12/2024

Pi💰💲(vague 2 )
❌Tsy Antares ❌Tsy Qcstar
❌ Tsisy resaka investissement (tsisy fampiasam-bola tsisy resaka manentana olona apiasa vola ) tsika indray no mety ahazo🥰

Andao hanangana communauté PI network : Io izany dia crypto monnaie ohatra ny bitcoin, fa ny bitcoin efa lasa lavitra. Ity Pi vao manomboka maka toerana dia Mila manangona pour investissement.
Amiko tsy misy arnaque le izy fa Mbola en phase de développement zareo. Tadidio fa ny départ ny bitcoin 1 dollars de avy eo natao pizza , izao izy efa 100.000 dollars ny 1 bitcoin. Inévitable ny fidirana amin'ny argent numérique de aleo mba premier arrivée premier servie itsika. Efa tara itsika Tamin'ny le bitcoin de andao amorona communauté enjana bé aty Madagasikara itsika.
Fanazavana fanampiny ao amin'ny commentaires 👇
🇲🇬Raha te hiditra membre ianao dia mila manao partage max ity publication ity de avieo aboneo ny page aloha dia avieo miditra mp de apidirinay group WhatsApp ianao 💻

➡️Fantaro Ny fanisana - Isa - Malagasy ⬅️
23/12/2024

➡️Fantaro Ny fanisana - Isa - Malagasy ⬅️

Address

MANJAKARAY
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hibosy kely Bosskely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hibosy kely Bosskely:

Share