MadaStrea

MadaStrea LWO player 💡 Inona no atao Stream’nay? Stream’nay dia mifantoka amin’ny optimisation visionnage en ligne aminy resaka streaming.

Hahitana application fijerevana:
🎬 Film (1950-2025)
đŸ“ș SĂ©rie (1950-2025)
📚 Boky sy document (Sujet type examen Madagascar, etc: Technique, Manga, BD, Archives Internet, sns.)
🎹 Dessin animĂ© manolotra plateforme (Site web) roa manokana ho an’ny mpankafy dessin animĂ© 🎹🎬
🎭 Drama (Film CorĂ©en, Chinois, etc: VF/VOST)
🎭 Media downloader: TĂ©lĂ©chargeur de vidĂ©o

🔞 Streaming ho an’ny olon-dehibe:
🔐 Sokafan

a amin’ny code à 4 chiffres ( Mba tsy ho voasokatra ny ankizy)
đŸŽ„ Ahitana plateforme 5 streaming (Site web) hoan'ny olom-dehibe
đŸš« Manakana publicitĂ© + visionnage fluide sy azo antoka
đŸ’Ÿ Afaka manao Sauvegarde an’ireo titres
✅ Economie conso internet
✅ Consommation internet en temps rĂ©el (Dans l'application)
✅ Bloquer/ masquer publicitĂ©s
✅ Sauvegarde

🧠 Le concept
Streamnay centralise l’accĂšs aux sites de streaming existants en proposant une navigation optimisĂ©e, avec un bloqueur de publicitĂ© intĂ©grĂ©, une gestion intelligente des flux, et des modes de vue adaptĂ©s Ă  chaque type d’appareil. L’application ne fournit ni n’hĂ©berge aucun contenu, mais amĂ©liore profondĂ©ment l’expĂ©rience utilisateur sur les plateformes tierces.
🔑 Piliers du concept / 🔒 Navigation optimisĂ©e:
- Blocage des publicités intrusives, pop-ups et redirections
-Réduction des clics inutiles
-Chargement plus rapide des pages de streaming

🔄 Sauvegarde par flux:

-Chaque site de streaming possĂšde sa propre sauvegarde
-Historique et favoris indépendants selon le site
-Reprise automatique de la navigation

đŸ“ș CompatibilitĂ© Ă©tendue:

- Optimisé pour Smart TV, Android TV, Android Box, tablette et téléphone
- ExpĂ©rience stable mĂȘme sur appareils Ă  faibles performances

đŸ›Ąïž Philosophie

-Streamnay place l’utilisateur au centre de l’expĂ©rience :
-Moins de publicités
-Moins de manipulations
-Plus de confort
-Plus de contrĂŽle

đŸŽ‰đŸ“± STREAM'NAY 2.6 ! đŸ“±đŸŽ‰Miarahaba antsika rehetra,Faly izahay manambara fa efa ao amin'ny Google Play Store (Google) Strea...
30/05/2026

đŸŽ‰đŸ“± STREAM'NAY 2.6 ! đŸ“±đŸŽ‰

Miarahaba antsika rehetra,

Faly izahay manambara fa efa ao amin'ny Google Play Store (Google) Stream'nay 2.6.

🌟 Inona no mampiavaka azy?

🎬 AccĂ©dez Ă  plusieurs plateformes en un seul endroit
đŸš« Bloqueur de publicitĂ© intĂ©grĂ©
🔄 Sauvegarde intelligente par flux
✅ Sauvegarde par Flux

⚠ Remarque importante
Stream’nay n’hĂ©berge ni ne diffuse aucun contenu.
L’application agit comme un navigateur optimisĂ© pour amĂ©liorer l’expĂ©rience utilisateur sur les sites tiers.

⚠ Midika izany fa voamarina ny kalitaon'ny application ary mifanaraka amin'ireo fepetra takian'ny Google Play sy ny lĂ©galitĂ© ny contenus ao application Stream'nay 2.6.

🔑 Mba hahafahana manohy ny fikojakojana ny application sy ireo Flux ampiasainy, dia hisy ID / Code manokana isaky ny appareil. Tsy lafo izany ary manan-kery mandritra ny 1 taona.

🛒 Manomboka ny Alatsinainy dia afaka mividy compte ianareo, mba hahafahanay mamita tanteraka sy manatsara hatrany ny tolotra.

🎬 Raha te hahita ny fomba fiasan'ny application dia afaka mijery ireo vidĂ©o dĂ©monstration efa napetraka ato amin'ny pejy ianareo.

🚀 Tsy hijanona amin'ny Stream'nay 2.6 ihany anefa isika. Efa eo am-pamolavolana sy famoahana tsikelikely ireo application hafa ato Stream'nay izahay, ary havoaka miandalana ao amin'ny Google Play Store izy ireo.

🙏 Mankasitraka manokana ireo testeurs rehetra nandray anjara tamin'ny fitsapana ny application nandritra ny dingana Play Store. Noho ny fanamarihana sy ny soso-kevitra nomenareo dia afaka nanatsara bebe kokoa ny kalitao, ny fiarovana ary ny fahamarinan'ny application izahay.

❀ Misaotra anareo rehetra tamin'ny fahatokisana sy ny fanohanana hatramin'izay.

Liens PlayStore: https://play.google.com/store/apps/details?id=com.streamnay2.rhasinarootsprod.client&pcampaignid=web_share

đŸ’»đŸš€ Ho avy tsy ho ela
 Stream’nay ho an’ny Windows !Salama daholo 👋- Stream’nay version Windows izahay đŸ”„Version vaovao,  ...
24/02/2026

đŸ’»đŸš€ Ho avy tsy ho ela
 Stream’nay ho an’ny Windows !

Salama daholo 👋

- Stream’nay version Windows izahay đŸ”„

Version vaovao, écran lehibe kokoa

Ho an’ireo tia mijery sy miasa amin’ny PC đŸ’»âœš

⏳ Mila miandry kely, eo am-pamaranana ny fanamboarana sy ny test farany izahay.

👉 Araho hatrany ny page mba tsy ho tara amin’ny :

Misaotra amin’ny fahatokisana sy fanohanana hatrany 🙏

07/02/2026
📱 Fanamarihana ho an’ny mpampiasa Stream’nay LectureSalama!Misy olona sahirana kely amin’ny recherche boky sy ny tĂ©lĂ©cha...
05/02/2026

📱 Fanamarihana ho an’ny mpampiasa Stream’nay Lecture

Salama!
Misy olona sahirana kely amin’ny recherche boky sy ny tĂ©lĂ©chargement ao amin’ny Flux Archive – Stream’nay Lecture đŸ“šâŹ‡ïž

⚠ Important

Raha tsy misokatra tsara ny boky ho vakiana, dia mila crĂ©er compte ao amin’ilay plateforme mba dĂ©verrouiller tanteraka ilay boky (tsy misy ataonareo izany).

Raha te hanao téléchargement, dia tsy maintsy manao mise à jour ny application ianao.

✅ Tsy mila mividy compte intsony rehefa avy manao mise à jour.

💬 Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala mametraka hafatra đŸ“©
Misaotra tompoko 🙏

📌 FICHE TECHNIQUE – APPLICATIONS STREAM’NAY
30/01/2026

📌 FICHE TECHNIQUE – APPLICATIONS STREAM’NAY

16/01/2026

👋 Salama daholo!

âŹ‡ïž TĂ©lĂ©chargement vidĂ©o YouTube sy site de streaming
Ho anareo izay mbola tsy mazava amin’ny fampiasana application Media Downloader 🎬

⚠ Important :
đŸ“± Betsaka ny application de tĂ©lĂ©chargement,
❌ saingy tsy misy mahasakana publicitĂ© ny ankamaroany.

đŸš« Raha leo miaritra publicitĂ© ianao,
✅ Ity application ity no mety aminao 😉
đŸ›Ąïž Pub bloquĂ© automatique

💬 Aza misalasala manontany anay raha misy fanontaniana na misy tsy mazava.
🙏 Misaotra!

10/01/2026

Misy olona sahirana amin’ny lancement vidĂ©o, satria tsy mitovy ny affichage arakaraka ny appareil ampiasaina:
đŸ“ș Android Box
đŸ“ș Smart TV
đŸ“ș Android TV
đŸ“± Tablette
đŸ“± TĂ©lĂ©phone

⚠ Mety tsy miseho indraindray ny bouton “Play”, sns.

Raha tsy misokatra ny vidĂ©o na misy olana, dia aza misalasala mandefa hafatra 💬.

đŸŽ„ Hitanao ato ity vidĂ©o ity ny fomba lancer vidĂ©o izay mety hanahirana kely anao.

⚠ Important :
Jereo ihany koa ireo vidĂ©o ao amin’ny page manazava ny resaka autorisation sy ny “vider le cache” ny application, mba hisokatra tsara sy handeha ara-dalĂ na ny application.

Misaotra tompoko 🙏

Salama daholo! 👋Ireto avy ny liens an’ny application Stream’nay izay stable indrindra, ary miampy interface vaovao.⚠ Im...
06/01/2026

Salama daholo! 👋
Ireto avy ny liens an’ny application Stream’nay izay stable indrindra, ary miampy interface vaovao.

⚠ Important :
Rehefa vita ny installation, dia ataovy “vider le cache” alohan’ny lancement.
Raha misy olana amin’ny fanokafana dia afaka mandefa message ianareo.

Ho anareo izay efa mampiasa ny application, ataovy tsirairay ny mise Ă  jour arakaraka ny appareil ampiasainareo:
đŸ“± TĂ©lĂ©phone
đŸ“± Tablette
đŸ“ș Android TV

Misaotra ary bon stream daholo! 🎬📡:

Stream'nay New Age:

Phone: https://drive.google.com/file/d/1pBUw8MMYWSN6beI-7VWFGTPg7bG7VkZS/view?usp=sharing
Tablette: https://drive.google.com/file/d/1cVvAmGnmmLZsCk_oUlwz3ka1wCNkchFr/view?usp=sharing

30/12/2025

📱 Salama daholo o !

Indro ny application vaovao : Stream’nay N.A (New Age) đŸ”„
Natao manokana ho an’ny appareil Android vaovao izy ity ✅
( Test rapide ao vidéo)

⚠ Marihina fa tsy voatery hiasa tsara amin’ny Android TV na Box Android ny Flux rehetra, fa afaka andramana ihany 😊

✹ Hafa tanteraka ny fonctionnalitĂ©s atolotry ireo plateforme de streaming ireo , ary ahitana :
🎬 Sagas
📂 Collections
đŸŽ„ Contenus variĂ©s sy manokana

đŸ“± CompatibilitĂ© : Android 10+
📩 Taille de l’application : 54 Mo

✅ Efa misy bloqueur de publicitĂ©
✅ Afaka manao sauvegarde
✅ Afaka mizara liens (Films ou SĂ©ries)

đŸ“„ Liens de tĂ©lĂ©chargement :
👉 Mobile :

https://drive.google.com/file/d/1pBUw8MMYWSN6beI-7VWFGTPg7bG7VkZS/view?usp=sharing

👉 Tablette : (ajouter le lien):

https://drive.google.com/file/d/1cVvAmGnmmLZsCk_oUlwz3ka1wCNkchFr/view?usp=sharing

✹ Araho ny pejy raha te hahazo vaovao hafa indray !
Misaotra tompoko đŸ™đŸ”„

06/12/2025

🙏🙏Adino ny nilaza fa efa afaka manao tĂ©lĂ©chargement ireo boky (ho PDF, sns) ao amin’ny Stream’nay Lecture.

đŸ“č Jereo hatramin’ny farany ny vidĂ©o hahitanao ny fomba fanaovana azy.

🔾 Marihina fa ny ao amin’ny flux "Archive" ihany no azo atao ny tĂ©lĂ©chargement.
🔾 Raha ilainao koa ny hahafahana manao tĂ©lĂ©chargement ao amin’ny Flux “Tec”, dia soraty eto ny hafatrao dia ho activate-na izany.

📝 N.B : Altao “vider cache” ny application rehefa vita ny mise Ă  jour, mba hahafahan’ny application manao tĂ©lĂ©chargement ara-dalĂ na. (Autorisation)

🙏 Misaotra anareo rehetra mampiasa ireo application Stream’nay.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 06:00
Tuesday 08:30 - 06:00
Wednesday 08:30 - 06:00
Thursday 08:30 - 06:00
Friday 08:30 - 06:00
Saturday 08:30 - 06:00

Telephone

+261341597651

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MadaStrea posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share