Mikalo Phone

Mikalo Phone Miarahaba Tompoko oh! Tongasoa ianao eto @ Page Mikalo Articles.

Izahay dia mivarotra karazan-javatra @ ilay tsara qualité koa misaotra anao sahady nisafidy hanjifa ato @ nay.
038.38.728.34✅
Livraison possible tout à tout
Avec facture et Garantie

➡️🍀Allo..allo...iza daholo ilay olona tia midera an' ANDRIAMANITRA be reny🍀Ampitiavana be no hanasana An-tsika rehetra t...
19/08/2026

➡️🍀Allo..allo...iza daholo ilay olona tia midera an' ANDRIAMANITRA be reny

🍀Ampitiavana be no hanasana An-tsika rehetra tsy hakanavaka mba ho avy @ ty fotoana goavam-be ity..

💥FANAMARIHANA ny faha 40 TAONA naha mpitandrina an'i Apotre Adolphe RANDRIANAIVORAVELONA Mivady.

🍀Nanomboka tao @ RHEFI AMPASANIMALO ny taona 1986 ary mitohy ny asa Mandra-pihavin'i Jesosy eny @ rahon'ny Lanitra.

🎙🎹Hisy mpanakanto ny 3 Andro misesy 26.27.28 AOUT ao AMPASANIMALO ❤🎙

💥Hasaina daholo isika rehetra indrindra ireo efa niara nanompo tamin'izy ireo sy ny zanaka Ampihelezana rehetra.🙏❤

➡️efa misy indray ity mande puce tsara...🍀TCL 30+ avec housse🍀RAM 4🍀MEMOIRE 128G🍀prix 280.000ar
18/08/2026

➡️efa misy indray ity
mande puce tsara...

🍀TCL 30+ avec housse
🍀RAM 4
🍀MEMOIRE 128G

🍀prix 280.000ar

🍀iphone 8 occasions original 🍀memoire 64🍀batt...plus de 80% daholo🍀Mandeha tsara tsisy blèm...🍀mitest afa-po vao mandoa ...
06/08/2026

🍀iphone 8 occasions original
🍀memoire 64
🍀batt...plus de 80% daholo
🍀Mandeha tsara tsisy blèm...
🍀mitest afa-po vao mandoa vola.

🍀zao lou zany zava nisy⚽️
20/07/2026

🍀zao lou zany zava nisy⚽️

➡️🍀Iza no hibata ny amboara????Apetrao ny safidinao sy ny score hitranga??⚽️⚽️⚽️
19/07/2026

➡️🍀Iza no hibata ny amboara????
Apetrao ny safidinao sy ny score hitranga??⚽️⚽️⚽️

ARGENTINE 🇦🇷 VS 🇪🇸ESPAGNE Sambany eo amin’ny tantaran’ny baolina kitra no hihaona amin’ny famaranana Coupe du Monde ny t...
16/07/2026

ARGENTINE 🇦🇷 VS 🇪🇸ESPAGNE

Sambany eo amin’ny tantaran’ny baolina kitra no hihaona amin’ny famaranana Coupe du Monde ny tompondakan’i Europe (Espagne) sy ny tompondakan’i Amerika Atsimo (Argentine). Lalao iray izay mampifanandrina sekoly roa lehibe indrindra eo amin’ny tantaran’ny football.

🇪🇸 Espagne dia tonga miaraka amin’ilay tiki-taka mampiavaka azy, collectif matanjaka, ary fahaizana miray hina hatramin’ny segondra farany, ka izany no nahatonga azy tsy mbola resy hatramin’izao.

🇦🇷 Etsy ankilany kosa, i Argentine dia manana an’i Lionel Messi, ilay lehilahy nobeazina sy nanoratra ny tantarany lehibe indrindra tany Espagne, tao Barcelone.

🤔 Ironie mahafinaritra amin’ny tantara:

1- mety ho i Messi ve no handrava ny nofinofin’ilay firenena nampianatra sy nanandratra azy, ka hitondra an’i Argentine amin’ny Back-to-Back Coupe du Monde izay mbola tsy nisy toa azy ?

2-Sa kosa i Lamine Yamal, ilay zaza notrotroin’i Messi fony mbola kely, no hamarana ny tantaran’i Leo amin’ity finale ity? 👀🔥

🤩Bandy kely gasy mitovy endrika amin'i Lamine Yamal, mitovy ve?
16/07/2026

🤩Bandy kely gasy mitovy endrika amin'i Lamine Yamal, mitovy ve?

➡️Niteraka resabe mihintsy ity...Ary raha ny hevitrao...Penalty  sa tsy Penalty ???
15/07/2026

➡️Niteraka resabe mihintsy ity...
Ary raha ny hevitrao...
Penalty sa tsy Penalty ???

➡️Yza avy no pour @ ty🙏
14/07/2026

➡️Yza avy no pour @ ty🙏

➡️misy olona mitovy vava @ rijade ve ato🙏
12/07/2026

➡️misy olona mitovy vava @ rijade ve ato🙏

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikalo Phone posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share