17/08/2025
LOGICIEL DE GESTION RESTAURANT
Oui manana izahay sady tsara no raitra.
1- Gestion de fournisseur : Ahitanao ny entana rehetra vidianao amin'ny restaurant anao
2- Gestion Facturation et dépenses : ahitanao ny trosa izay tokony mbola ho aloanao na ny olona mitrosa amina, afaka manao facturation tsara raha société na agence no misakafo ao aminao
3- Gestion de Stocks :
- Voafehy avokoa ny stockage rehetra toy ny lovia, sotro vera sns...
- Mazava ho azy ny stockage rehetra ao andakozia eny fa na dia ny sira aza tianao ho lanjaina dia mety (production no anarany), raha hazavaina tsara dia vao mahalafo ianao ao amin'ny restaurant anao dia mihena manar'izay koa ny ingrédient anao ao andakozia ary mitombo ny vola anaty caisse.
Raha manana ny atao hoe fiche tecnique ianao no tena tsara raha toa ka tsy manana tsy olana.
4- Gestion commande: afaka alainao amin'ny tablette ny commande na koa téléphone anao na android na iphone mety foana, tsy mila internet fa réseau local iany izay ataonay ny configuration. Marihina fa synchronisé automatique amin'ny caisse.
- Afaka asina marika izay efa nahazo sy tsy nahazo service
- Gestion table, sns...
5- Gestion de caisse: izay ahitanao ny vola miditra aminao rehetra isan'andro sy ny dépense anao (mvola, airtel money, banque, espèce sns..)
Fehiny raha tsy reraka mamaky lava be ianao dia maha- fehy tsara ny resaka restaurant izy, afaka manantona mano démo izahay raha ilaina izay 0ar na mividy ianao na tsia.
Mazava ho azy original sy avec contrat avy koa anefa mirary ny vidiny.
Aza misalasala miantso raha toa ka liana ianao
Tel : 034 16 704 53/ 032 69 238 61