Tonton Mamy

Tonton Mamy Vazivazy, Torohevitra, Fizarana Fahalalana

Zavatra roa no tsapako eto 1- Hay tsy adala ihany ity Tatandraza ity πŸ˜…2- Mahavokatra ny faritra Androy fa tsy misy mpano...
08/08/2026

Zavatra roa no tsapako eto
1- Hay tsy adala ihany ity Tatandraza ity πŸ˜…
2- Mahavokatra ny faritra Androy fa tsy misy mpanohana ny tantsaha madinika

Mba omeo avis amin'ny CF Moto MT 700 ho an'izay efa nampiasa, maninona izy no mora nohon'ny MT 450 ? Te hitaiza CF indra...
08/08/2026

Mba omeo avis amin'ny CF Moto MT 700 ho an'izay efa nampiasa, maninona izy no mora nohon'ny MT 450 ?
Te hitaiza CF indray aho

Izao ilay mampihinan'ny amaniny ny firenena, ampiasaina amin'ny tsy izy ny vola satria oeraoera tsy maintsy milomay Ny m...
08/08/2026

Izao ilay mampihinan'ny amaniny ny firenena, ampiasaina amin'ny tsy izy ny vola satria oeraoera tsy maintsy milomay
Ny mpandraharaha mampihodina ny toe-karena tsy mahazo na fampindram-bola aza fa fiangonana mivelona amin'ny havendranan'ny olona mahazo πŸ˜†

Ohatrin'ny déçu kely aho vao hoe TV plus no mandray ilay debat πŸ˜… Efa zatra nahita azy ireo nisolelaka
08/08/2026

Ohatrin'ny déçu kely aho vao hoe TV plus no mandray ilay debat πŸ˜…
Efa zatra nahita azy ireo nisolelaka

08/08/2026

Nandeha tany am-piangonana dia mijerijery be ilay mopera sy masera, angaha kobo be hoe misy devoly πŸ˜†

Misy miteny hoe miangatra ihany Jesonsy fa misy manja ohatrin'ny tsy mangery tahak'izao dia misy indray rehefa velon'ain...
07/08/2026

Misy miteny hoe miangatra ihany Jesonsy fa misy manja ohatrin'ny tsy mangery tahak'izao dia misy indray rehefa velon'aina fotsiny dia izay πŸ˜†
πŸ‘‰ Izao no teniko an-tena an, manja tena fa tsy manam-bola fotsiny πŸ˜…
Tadiavo aloha ny vola fa mangirana hoazy tenishany, jereo izao i Black nadia lasa fotsy πŸ˜† Miova hoazy ny fijerin'ny olona an-tenishany, lasa forme ho azy fa tsara ny kaly no manam-bola hidirana salle πŸ€—

Fikafika fianarana teny Anglisy na teny vahiny hafa tsy mandoa vola 1- Maka contenu de cours ao amin'ny chatgpt, rehefa ...
07/08/2026

Fikafika fianarana teny Anglisy na teny vahiny hafa tsy mandoa vola

1- Maka contenu de cours ao amin'ny chatgpt, rehefa azo dia adika par chapitre anaty cahier cahier, tsy atao copie amin'ny word fa tena adika amin'izay miraikitra tsara anaty loha
2- Tadiavina ao anaty youtube indray ny lesona nomen'i chat GPT satria tsara kokoa raha misy olona manazava, miraikitra tsara ao an-tsaina ihany koa ilay izy rehefa misy fanazavana roa samihafa
3- Mianatra mots 10 isan'andro, ao amin'ny youtube feno vidΓ©o resaka vocabulaire
4- Mihaino podcast amin'ny teny anglisy hanazarana ny sofina, misy maro izy ao amin'ny youtube
5- Rehefa mba ampy ny vocabulaire dia mianatra miresaka, afaka iresahana ohatrin'ny olom-belona i GEMINI, aza atao chat GPT fa mandreraka be ny miresaka aminy.
6- Averimberina foana ireo rehetra ireo dia mahay ianao afaka herin-taona, afaka telo taona any ianao efa mba niveau C1 na C2

Mianatra any an-tsekoly ihany aloha no tena rapide fa mila vola, hiandry ny vola tsy ho hita ve fa tonga dia tairo aloha izay afaka tairina πŸ˜…

07/08/2026

Fa ny mafy ady ihany koa dia mazoto miteraka satria velona eny foana io, tahian'Andriamanitra eny foana πŸ˜…

06/08/2026

Tia fety sy revy ny gasy indrindra fa ireo mafiady πŸ˜’

Resaka adaladala πŸ˜…Raha izaho ny sipa an, soa ihany aloha fa tsy sipa πŸ˜…Raha misy bandy mahavita mikarakara ahy izany, mia...
06/08/2026

Resaka adaladala πŸ˜…

Raha izaho ny sipa an, soa ihany aloha fa tsy sipa πŸ˜…
Raha misy bandy mahavita mikarakara ahy izany, miantoka ny zava-drehetra : ofan-trano, okolazy, lamaody, sakafo sns dia tena karakaraiko tsara ihany koa :
βœ… Tonga avy miasa atao massage
βœ… Hamanana rano handroana
βœ… Finition πŸ˜†
βœ… Omena sakafo
βœ… Omena ilay sakafo Faharoa πŸ˜†
βœ… Tambitamby manaraka eny
βœ… Hamanana rano handroana rehefa maraina
βœ… Voapasoka tsara ny lamba
βœ… Mangirana ny kiraro
βœ… Sns e

Fa ny an-tenishany ankizy amin'izao fotoana sady efa kamo miasa sy mitady vola no mbola mahay vava ihany 🀭
❌ Miteny Ramose hoe ao mba hory kely chérie ah, "ndana mankany amin'ny mpanotra" no avalin-tenishany
❌ Miteny rangahy hoe aiza aki ny sakafoko dia hoy tenishany hoe alaivo anaty vilany ao ny varin-tena
❌ Popol 3 fois par semaine no tadiaviny, izay koa no tena ara-pahasalamana, ny an-tenishany une fois tous les 3 mois πŸ˜†
❌ Asaina manao zavatra kely tenishany dia hoe : "za nga mpiasan-tena"

Aiza moa ny tokatranon-tenishany no haharitra πŸ˜†
Rehefa tsy tianareo ireo zavatra nolazaiko teo ambony ireo fa hoe manambany anareo dia manana HAMBO, mianara, miasa dia mazotoa mitady vola dia mba femme forte et indΓ©pendante

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00

Telephone

+261347084046

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tonton Mamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tonton Mamy:

Shortcuts

Share