27/05/2026
📆 Prochaine Rentrée Cours ALLEMAND , Places limitées !
𝗥𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘𝗘
A1: 10 JUIN 2026
A2: JUIN 2026
B1: 17 JUIN 2026
🎊Te hanao Aupair any Allemagne ve ianao? Dieny izao dia manapaha hevitra fa ny efa lasa any rehetra dia nahay nanapakevitra!
🎯Dingana voalohany dia mila mianatra Allemand aloha ianao, ka tongava mianatra ato @ SKILL Up Madagascar. Aorian'izay dia afaka mikarakara de A à Z ny ahatongavanao any Allemagne izahay. 𝙄𝒛𝙖𝒉𝙖𝒚 𝒅𝙞𝒂 𝒎𝙞𝒂𝙧𝒂 𝒎𝙞𝒂𝙨𝒂 𝒂𝙠𝒂𝙞𝒌𝙮 @ 𝘼𝒈𝙚𝒏𝙘𝒆!!
🇩🇪 🇩🇪COURS D'ALLEMAND Niveau A1 / A2 / B1 ato @ SKILL UP Madagascar 🇩🇪 🇩🇪
👉👉 EFA MISOKATRA NY INSCRIPTION MANOMBOKA ANDROANY ka tandremo sao tara indray!!
📆 Prochaine Rentrée , Places limitées !
𝗥𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘𝗘
A1: 10 JUIN 2026
A2: JUIN 2026
B1: 17 JUIN 2026
---------------------------------------------------------------
Ny olona mahay langue tsy very mandeha! Fantatsika tsara izany ka aza mangata-potoana aza!
A͟V͟A͟N͟T͟A͟G͟E͟S͟:͟
Sady mampianatra ny teny Allemand izahay ( Manoratra, mihaino, miteny, kolontsaina...) no manampy anao @ fitadiavana famille, ny dossier tokony ilaina, fangalana visa, parcours mbola tokony atao hanatsarana ny CV, stage sns...
👉Eo ihany koa hoan'ireo izay te hisehatra @ asa centre d'appel en Allemand dia manana partenaire ihany koa izahay
--------------------------------------------------
✅ INSCRIPTION OUVERTE
✅ BONUS: Connexion Wifi, audio... GRATUITS
✅ Préparation pour les examens de CGM
✅ Formateurs expérimentés
✵𝕴𝖓𝖘𝖈𝖗𝖎𝖕𝖙𝖎𝖔𝖓 :
-Soit au bureau:
Behoririka, A côté de Galana, ambonin'ny immeuble misy soratra HANKOOK ( 2ème étage )
- ou Inscription en ligne : par MP et paiement via Mvola / Orange money
☎️ 038 59 675 11 uniquement