National Center

National Center National Center, leader dans la sonorisation et l'électronique depuis maintenant plus de 50 ans.

🎸 Mitady gitara tsara kalitao amin’ny vidiny mirary ve ianao?Aza mitady lavitra! 🎶Ato amin’ny National Center, dia ahita...
25/09/2026

🎸 Mitady gitara tsara kalitao amin’ny vidiny mirary ve ianao?
Aza mitady lavitra! 🎶

Ato amin’ny National Center, dia ahitanao gitara amin'ny vidiny mirary izay mifanaraka tsara amin’izay tianao na vao manomboka mianatra ianao, na efa mpankafy mozika. ✨

📍 Tsidiho izahay: Près de l’Avance Center, Tanjombato – Center OLYMPIA, 2ème étage
📞 Antsoy: 034 99 537 15

🎚️ MAITRISEZ VOTRE SON – TABLE DE MIXAGE YAMAHA 12 PISTES ! 🎶Ho anareo Studio, mpikarakara evenements sy sonorisation ha...
22/09/2026

🎚️ MAITRISEZ VOTRE SON – TABLE DE MIXAGE YAMAHA 12 PISTES ! 🎶

Ho anareo Studio, mpikarakara evenements sy sonorisation hatsarao ny feon'ny sono anao miaraka amin'ny YAMAHA 12 PISTES – N-650R amin'ny vidiny mirary ! 🎶
Tongava haingana ato amin'ny National Center fa vitsy ny stock

💰 Vidiny : 995 000 Ar

📍 Tsiazotafo, près de l’Avance Center
📍 Tanjombato, Center OLYMPIA – 2ème étage
📞 034 99 537 15

👉 Alefaso dieny izao ny commande-nao !

PANNEAU LUMINEUX LED 💡🏷️ Misy modely 2 azo hisafidianana:🍻 PANNEAU BAR (48cm x 25cm)Prix: 95.000 Ar🚪 PANNEAU OPEN & WELC...
18/09/2026

PANNEAU LUMINEUX LED 💡

🏷️ Misy modely 2 azo hisafidianana:
🍻 PANNEAU BAR (48cm x 25cm)
Prix: 95.000 Ar
🚪 PANNEAU OPEN & WELCOME
Prix: 75.000 Ar

📞034 99 537 15
📍Tsiazotafo (près de L'Avance Center)
Tanjombato (Center Olympiau 2ème étage)

🎤 MICRO ATO AMIN’NY NATIONAL CENTERMicro afaka hanaovana conférence, réunion, cérémonie, animation na événement hafa, ma...
14/09/2026

🎤 MICRO ATO AMIN’NY NATIONAL CENTER

Micro afaka hanaovana conférence, réunion, cérémonie, animation na événement hafa, manana micro mifanaraka amin’ny izay ilainao izahay. 🎙️✨

🎙️ Shure SH338 – Micro sans fil — 165.000 Ar
🎙️ N-28R – Micro avec fil — 42.000 Ar
🎙️ Samsung SM390 – Micro pupitre — 95.000 Ar

📍 Tsiazotafo, près de l’Avance Center
📍 Tanjombato, Center OLYMPIA – 2ème étage
📞 034 99 537 15

👉 Disponible chez National Center.

💰 Mbola mandany fotoana amin’ny fanisana vola ihany ve ianareo? 😩🏢 Ho anareo entreprise natao ho anareo ity tolotra ity ...
10/09/2026

💰 Mbola mandany fotoana amin’ny fanisana vola ihany ve ianareo? 😩

🏢 Ho anareo entreprise natao ho anareo ity tolotra ity BILL COUNTER ato amin'ny National Center ity amin'ny vidiny mirary 💵

Koa aza misalasala manatona ny National Center Tsiazotafo, près l'Avance center na koa eny Tanjombato, Center Olympia 2ème étage

💵 A15 — 950.000 Ar
💵 625 — 610.000 Ar
💵 N85D — 695.000 Ar

Contact 📞 : 034 99 537 15

🔖 National Center – Tout pour la sonorisation

🖨️✨ ARRIVAGE IMPRIMANTE AO AMIN’NY NATIONAL CENTER!Tonga indray ny arrivage imprimante ao amin’ny National Center,  amin...
07/09/2026

🖨️✨ ARRIVAGE IMPRIMANTE AO AMIN’NY NATIONAL CENTER!

Tonga indray ny arrivage imprimante ao amin’ny National Center, amin’ny vidiny mirary hatrany. 🧡

Ho anareo multiservice mpanao impression, birao, orinasa izay mitady imprimante :
👉 Aza mitady lavitra intsony fa efa tonga ny imprimante ato amin’ny National Center!

🔸 Epson L3258 — 850 000 Ar
🔸 Canon G3800 — 1 100 000 Ar

📍 Tanjombato – Centre Olympia, 2ᵉ étage
📞 034 99 537 15

# NationalCenter

🔊🚗 ARRIVAGE CAR AUDIO AO AMIN’NY NATIONAL CENTER! 🔥Tonga ato amin’ny National Center ny Car Audio Ultra-Thin Active Subw...
04/09/2026

🔊🚗 ARRIVAGE CAR AUDIO AO AMIN’NY NATIONAL CENTER! 🔥

Tonga ato amin’ny National Center ny Car Audio Ultra-Thin Active Subwoofer, natao hanomezana feo bebe kokoa sy bass mandona tsara ao anaty fiara. 🎶💥

✨ Car Audio 8" — 355 000 Ar
✨ Car Audio 10" — 410 000 Ar

👉 Aza mitady lavitra intsony fa efa tonga ny Car Audio ato amin’ny National Center!

📍 Tsiazatafo, près de l’Avance Center, Tanjombato – Centre Olympia, 2ᵉ étage
📞 034 99 537 15

# NationalCenter

TUBE   BENDER (CT-364-06)✨Tena mafy tsara ary manampy be amin'ny mpanao asa tanana ity indrindra moa ho an'ireo mpanao p...
31/08/2026

TUBE BENDER (CT-364-06)✨

Tena mafy tsara ary manampy be amin'ny mpanao asa tanana ity indrindra moa ho an'ireo mpanao plomberie na ireo olona miasa amin'ny sehatra metalique 🛠️

Efa misy eto aminay izy ity izao ka aza misalasala intsony fa Tongava mivantana ety Amin'ny National Center izay akaiky anao.

📍: Tsiazotafo (près de l'avance center) na Tanjombato, Centre OLYMPIA (2ème étage).
📞: 034 99 537 15

Raha manana 1 000 000 AR ianao... Inona no vidinao voalohany? 💰🎙️🔊1-Micro 🎤2-Baffle 🔊3-Table de mixage 🎛️4-Accessoires (...
29/08/2026

Raha manana 1 000 000 AR ianao... Inona no vidinao voalohany? 💰🎙️🔊

1-Micro 🎤
2-Baffle 🔊
3-Table de mixage 🎛️
4-Accessoires (Câble, Casque) 🎧🔌

Valio ao amin'ny commentaire ny valiteninao👇💬✨

Antenne parabolique satellite Stargold 🛰️📺Tsy misy tsara noho ny mijery télé miaraka amin'ny Antenne parabolique satelli...
28/08/2026

Antenne parabolique satellite Stargold 🛰️📺

Tsy misy tsara noho ny mijery télé miaraka amin'ny Antenne parabolique satellite Stargold
✅ Signal stable tsara
✅ Fitaovana tsara kalitao

Manaova commande ary dien'izao ety amin'ny National Center:
📍Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center)
📍Tanjombato (Centre OLYMPIA,rihana faha-2)
📞034 99 537 15

Address

Tsiazotafo, Immeuble National Center, En Face De La Station TOTAL
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00
Wednesday 08:30 - 16:00
Thursday 08:30 - 16:00
Friday 08:30 - 16:00
Saturday 08:30 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when National Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share