Portrait en PVC

Portrait en PVC Impression PVC de haute qualité – Résistante, durable et idéale pour vos besoins.

☎️ : 038 24 600 26
📩 : MP pour confirmer votre commande

📣Impression directe sur PVC.📣Misy différence iray tena ilaina fantatra rehefa mividy décoration personnalisée.Chez Portr...
09/09/2026

📣Impression directe sur PVC.📣

Misy différence iray tena ilaina fantatra rehefa mividy décoration personnalisée.

Chez Portrait en PVC, tsy autocollant no ampiasaina.

👉🏼L'image est imprimée directement sur le PVC mousse.

Izany no iray amin'ireo caractéristiques principales an'ilay produit.

Misy PVC 3 mm sy 5 mm, arakaraka ny projet sy ny rendu tadiavinao.

Tu choisis l'image, nous réalisons l'impression directement sur PVC.

👉 Manana sary tianao hatao Portrait? Envoyez-la-nous en Messenger.

Qui a dit qu'il fallait attendre une occasion pour offrir quelque chose ? ❤️Tsy voatery hiandry anniversaire, Saint-Vale...
08/09/2026

Qui a dit qu'il fallait attendre une occasion pour offrir quelque chose ? ❤️

Tsy voatery hiandry anniversaire, Saint-Valentin, Noël sns, foana vao hanolotra fanomezana ny olona tianao ianao

Indraindray mety hoe satria mba tiako omena cadeau fotsiny ianao no antony.

Na sary tsotra iray mampahatsiahy anao zavatra tsara niarahana fotsiny aza

Tsy mila miandry daty manokana vao manao cadeau.

😍Les plus beaux cadeaux ne sont pas toujours ceux qu'on attend.

Tsy voatery hitovy foana ny budget ny tsirairay,Izany no antony anananay plusieurs formats :📏 20×30 — 12 000 Ar📏 30×40 —...
07/09/2026

Tsy voatery hitovy foana ny budget ny tsirairay,

Izany no antony anananay plusieurs formats :

📏 20×30 — 12 000 Ar

📏 30×40 — 16 000 Ar

📏 35×50 — 22 000 Ar

📏 60×40 — 25 000 Ar

📏 50×60 — 32 000 Ar

Ary ho an'izay mitady format lehibe :

📏 60×80 — 44 000 Ar en 3 mm

📏 60×80 — 52 000 Ar en 5 mm

Petit format, grand format : l'essentiel est de choisir celui qui correspond à ton projet.

📩 Efa manana idée ianao? Écrivez-nous en Messenger avec le format qui vous intéresse.

“Tsy ilay photo parfaite no tena tiako indrindra”Fantatrao ilay photo :Misy iray mihomehy.Misy iray tsy mijery caméra.Mi...
06/09/2026

“Tsy ilay photo parfaite no tena tiako indrindra”

Fantatrao ilay photo :

Misy iray mihomehy.

Misy iray tsy mijery caméra.

Misy ankizy mihetsika.

Misy olona mbola tsy vonona akory. 😅

Fa rehefa jerenao...Juste un moment réel.

Ary indraindray, ireo moments tsy voaomana ireo no lasa souvenirs tiantsika indrindra.

💬 Team photo posée 📸 sa Team photo naturelle 😂 ?

Rehefa vita ny mariage… inona no sisa tavela? 🤍Vita ny fête.Miala ny décoration.Mody ny invités.Miverina amin'ny fiainan...
05/09/2026

Rehefa vita ny mariage… inona no sisa tavela? 🤍

Vita ny fête.

Miala ny décoration.

Mody ny invités.

Miverina amin'ny fiainana andavanandro ny rehetra.

Fa misy zavatra vitsivitsy mijanona, ary vitsivitsy tena isany manandanja be,

Ny bague.

Ny vidéo.

Ny sary.

Ary indraindray...

ilay sary iray izay rehefa jerenao dia miverina ao an-tsainao daholo ilay journée.

Izany no mahatonga ny photo de mariage ho zavatra tsy tokony hijanona ao anaty téléphone fotsiny.

Le jour passe. Le souvenir reste. 🤍

Raha omena anao maimaim-poana ny Portrait iray androany… iza amin'ireto no hofidinao? 👀Alaivo sary an-tsaina hoe mahazo ...
04/09/2026

Raha omena anao maimaim-poana ny Portrait iray androany… iza amin'ireto no hofidinao? 👀

Alaivo sary an-tsaina hoe mahazo Portrait PVC iray ianao.

Iza no sary hataonao?

A — Sarinao ❤️

B — Sarin'ny zanakao 👶

C — Sarinareo mpifankatia 💕

D — Sarin'ny fianakaviana 👨‍👩‍👧‍👦

E — Sary taloha misy olona tianao ❤️

Valio amin'ny lettre fotsiny.

Fa raha tonga dia te hanao ilay Portrait ianao...

20×30 dia manomboka amin'ny 12 000 Ar.

Fa maninona ny photo iray mety tsara amin'ny petit format, fa tsara kokoa izy rehefa hatao grand format? **👀**Tsy ny rés...
03/09/2026

Fa maninona ny photo iray mety tsara amin'ny petit format, fa tsara kokoa izy rehefa hatao grand format? **👀**

Tsy ny résolution ihany no jerena.

Rehefa lehibe kokoa ny format dia lasa misongadina kokoa ny détails ao amin'ilay photo.

Ohatra :

Raha portrait olona iray, mety tsara ny format lehibe satria hita tsara ny visage.

Fa raha olona maro be no ao anaty photo, indraindray mila jerena tsara ny composition.

💬 Tianao ve raha hasehonay amin'ny prochaine publication ny fomba hisafidianana format arakaraka ny karazana photo?

Tsy tianao ilay décoration “mitovy amin'ny an'ny rehetra”? Misy olona tia décoration classique.Fa misy koa ireo tia zava...
02/09/2026

Tsy tianao ilay décoration “mitovy amin'ny an'ny rehetra”?

Misy olona tia décoration classique.

Fa misy koa ireo tia zavatra particulier,

Tsy sary novidiana fotsiny.

Tsy décoration hita amin'ny trano rehetra.

Fa ny sarinao.

Ny fianakavianao.

Ny olona tianao.

Ny fotoana tianao haseho.

Izany no maha-samy hafa ny décoration personnalisée.

Ton intérieur peut aussi raconter qui tu es.

📩 Raha manana idée de photo ianao, envoyez-la-nous en Messenger.

On vous dira quels formats sont disponibles.

Misy sary taloha izay tsy dia tsara qualité intsony… nefa tsy tianao ho very.Mety efa somary antitra ilay sary.Somary ma...
01/09/2026

Misy sary taloha izay tsy dia tsara qualité intsony… nefa tsy tianao ho very.

Mety efa somary antitra ilay sary.

Somary maizina...

Indraindray, ny sary tena sarobidy indrindra dia tsy ilay sary tsara indrindra.

Fa ilay sary misy olona tsy tianao hohadinoina. ❤️

💬 Manana sary taloha iray tena tianao ve ianao?

Efa manana ny zavatra rehetra izy…😅 Dia inona indray no homena azy ?Misy olona tena sarotra omena cadeau.Efa manana akan...
31/08/2026

Efa manana ny zavatra rehetra izy…😅 Dia inona indray no homena azy ?

Misy olona tena sarotra omena cadeau.

Efa manana akanjo be dia be, Efa manana karazana parfum.

Efa manana ny zavatra ilainy rehetra,

Fa angamba misy zavatra iray mbola tsy ananany :

Sary iray tena manan-danja aminy, natao zavatra azony tehirizina. ❤️

Sary miaraka amin'ny zanany.

Sary miaraka amin'ny olona tiany.

Sary tamin'ny fotoana iray tsy hay hadinoina.

Ataovy Portrait en PVC ilay izy.

Ary tsy voatery ho lehibe foana na hoe lafo foana an

20×30 izao ato aminay→ 12 000 Ar

Fantatrao ilay olona sarotra omena cadeau? 😄 Tag-o eto izy na alefaso aminay ny sary tianao hatao cadeau

Address

Antananarivo

Telephone

+261340983550

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Portrait en PVC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share