Dadafara gsm analakely

Dadafara gsm analakely DADAFARA GSM ANALAKELY 0346556885

20/05/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Jules Emile Ranaivoson, Jed Cael Rak, Mavu Rakoto, Inah Kolo, Thr Thr, Toky Niaina, Tefy Niaina, Fifaliantsoa Kencyah, Jejeh Randria, Àn Tah Thonio, Brusco TJ, Mu Rielle

⚙🛠Service à domicile 🛠⚙📳Tsy milahatra tsy manadany fotoana⏰📳Tsy mandany gasoil sy lasantsy 🚗🏍✳Rehefa hanolo ECRAN ,DOS,V...
09/05/2026

⚙🛠Service à domicile 🛠⚙

📳Tsy milahatra tsy manadany fotoana⏰
📳Tsy mandany gasoil sy lasantsy 🚗🏍

✳Rehefa hanolo ECRAN ,DOS,VITRE, BATTERIE

✳Mivarotra accessoires complet

🔑Service à domicile tsy ilay manejika isa fa manana fotoana tsara hanomezana fahafampo ho anao 💎

Mandefasa MP dia maka rendez vous na miantso mivantana 📩ou 034.65.568.85

🔑 simple ⚙rapide 🛠efficace

Afaka mandefa any aminy faritra rehetra Madagascar

Aza misalasala ary fa afaka miantso fona: -034. 65.568.85 na ihany koa 037 59 684 62
📌Miasa 6j/7j-ouvert 7h: 30 min à 16h30min

Raha Annie Kely  no lasa réparateur ato aminay mety anahoana 😅🙉
20/04/2026

Raha Annie Kely no lasa réparateur ato aminay mety anahoana 😅🙉

‼⛔?TSY MIAKATRA NDRAY ILAY CHARGE FA MIDINA AZA ⛔‼✔Sa micharge ihany fa miadana be ny  fiakarany charge?🤔🙏🏻Aza m-panique...
16/02/2026

‼⛔?TSY MIAKATRA NDRAY ILAY CHARGE FA MIDINA AZA ⛔‼

✔Sa micharge ihany fa miadana be ny fiakarany charge?🤔

🙏🏻Aza m-panique ary fa ireto misy fikafika kely aloha azonao atao alohan'ny andehananao manantona aty .NAY🥰👌

✔*somary vérifié-o ny circuit de charge anao sao misy vovoka na hamandoana

✔vérifié-o ihany koa ny cable fa sao efa misy tapaka any anatiny, ny cable ihany koa no mitarika circuit!

✔refa miakatra na midina tension ana jiro dia aza micharge téléphone.

😥Raha narahanao ilay toromarika kely nefa tena mbola tsy mety ilay findainao😥 dia manantona avy hatrany aty anay

👉Manao reparation telephone / tablette izahay 🙏🏻👌

Manolo 👇
ECRAN
TACTILE
BATTERIE
VITRE APN
DOS / DOC sns... (asa vita eo no eo )
👉Afaka manatona anareo koa izahay mametaka pieces ilainareo any toerana misy anareo

👉Afaka mandefa entana any faritra rehetra ( azo antoka tsara)

Toerana rehefa tonga eo super'U analakely de miantso 👇👇 mba hialana mpanera

034 65 568 85


Boutique avec Nif/stat

Partageo raha mahasoa anao ✔️

Dadafara gsm analakely ✍️

🔋 FIKA KELY HAMPATEZA  BATTERIE iPhoneFiarova ihany io fa tsy midika akory hoe tsy ho faty tsony rah manao an'reo nareo ...
11/01/2026

🔋 FIKA KELY HAMPATEZA BATTERIE iPhone
Fiarova ihany io fa tsy midika akory hoe tsy ho faty tsony rah manao an'reo nareo 🥱

Ataovy ON ny “Optimized Battery Charging”
Paramètres > Batterie > État de la batterie
👉 Mba elaela vo aimba ’ny batterie
Aza avela hihena ambanin’ny 20% matetika
iPhone tsy tia batterie lany tanteraka na low batt tanteraka
Aza mampiasa iPhone rehefa mi-charge
mafana be ko manimba batt iPhone
Ampiasao chargeur original na certifié (MFi)
Chargeur taindaka koa manimba batterie
Aza avela amin’ny toerana mafana na mamay
tst tia rano ny batterie

Dadafara gsm analakely

‼⁉ MANENO LE PHONE NEFA TSY MISY ZAVATRA MIPOITRA FA MAIZINA BE  FOTSINY⁉‼INy  mahatonga ny écran tsy miafficheEcran efa...
24/12/2025

‼⁉ MANENO LE PHONE NEFA TSY MISY ZAVATRA MIPOITRA FA MAIZINA BE FOTSINY⁉‼I

Ny mahatonga ny écran tsy miaffiche
Ecran efa vaky, lena, na nianjera ny phone.✔
Connecteur écran miala: matetika nianjera na t@ nanokafana azy✔
Batterie tsy ampy charge (tsy mahazaka mamelona azy): mirehitra mangamanga fotsiny fa tsy velona hatr@ farany
Bug système na logiciel: écran mainty nefa mbola mandeha ny téléphone.
Éclairage (rétroéclairage) simba: misy sary fa tsy hita raha tsy amin’ny hazavana.maty afficheur
Carte mère olana: fahasimban’ny composant anatiny.(broche miongotra na misy banga)
➡️ Raha mbola mihaino son, mahazo appel na notification ilay téléphone, dia écran na connecteur no tena olana.

✔✔TSARA FOANA RAHA ASIANA CACHE ECRAN VITRE MBA HIATOVANA ECRAN RAHA SANATRIAIANJERA

20/12/2025
‼‼✅ Vahaolana‼‼Ataovy calibrage ny batterieAza avela ho faty vao charge'na chargeo hatramin’ny 90%( tsy alana fa feno 90...
20/12/2025

‼‼✅ Vahaolana‼‼
Ataovy calibrage ny batterie
Aza avela ho faty vao charge'na
chargeo hatramin’ny 90%( tsy alana fa feno 90% mitsy vo alana)
redémarre'o rehefa avy namaly charge kely
Esory ny application mihinana batterie (game mavesatra, apk mavesatra )
Ataovy mise à jour ny système raha misy update
Raha mitohy ihany ➜ soloina ny batterie no vahaolana tsara indrindra 🔋
⚠️ fanamarihana
Raha efa simba na mibontsina na mafana ny batterie, aza terena intsony fa mety hampidi-doza.⁉

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261346556885

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dadafara gsm analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dadafara gsm analakely:

Share

Category