04/09/2026
đ»đ» FORMATION EN INFORMATIQUE BUREAUTIQUE SPĂCIAL SAMEDI đ»đ»
đ Mbola tsy nahita rirany ny aminâny tontolonâny informatique mitsy ve ianao ? efa nahita fa kely ihany nefa tia ampitombo ny fahalalana sy fahaizana ? natao ho anao ary mety be ho anao ny mianatra informatique bureautique, aza mangatakâandro intsony mitsangana dia ndao hianatra fa mahasoa anao izany.
đ Ireto avy ny dingana ho atao mandritra ny fampihofanana :
â
Initiation Ă lâinformatique
â
Environnement Windows
â
Gestion des FenĂȘtres
â
Dactylo
â
Traitement de texte (Microsoft Word)
â
Tableur (Microsoft Excel)
â
Présentation (Microsoft PowerPoint)
â
Internet
đ Fampiharana 100% no atao mandritra ny fampihofanana.
đ Fidirana: Samedi 10 octobre 2026
đ Ora fianarana : Mianatra tontolo andro : Ny Maraina : 08h - 12h ary mitohy ny hariva 13h - 14h.
âł Ny faharetanâny fampianarana dia 3 Volana.
đ« Ny ahitana ny toerana dia Antananarivo 67ha Ankasina ao aminâny Institution Marthe HervĂ©e.
âïž Laharana âTelefoninaâ azahona sy afahana mahazo ny andinindininy dia ny 034 97 806 42 na 034 08 040 83 na ihany koa ao aminâny page "Institution Marthe HervĂ©e IMH - Officiel" "IMH - Informatique" na compte facebook âImh InfoâMatique.
đ» Tsara kokoa mitondra ordinateur portable raha manana ianao nefa koa misy any an toerana afaka ampiasaina