21/02/2024
Tany amin'ny design indray aloha no noatsaraina kely, ny speedometer sy ny tachymeter aloha mbola miandry kely🤧
Kely sisa dia anomboka ny production an'ilay matériel fa arao tsy tapaka amizay ny pejy😎