Mikalo.MG

Mikalo.MG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikalo.MG, Electronics Store, Soarano, Antananarivo.

🗣️🗣️🗣️PROMOTION BE ZAREO AHH Manomboka 5000ar d'efa mahazo cache ecran ahhmisy karazany mintsy izy ato:9D/ TOP GLASS /MA...
31/07/2025

🗣️🗣️🗣️PROMOTION BE ZAREO AHH

Manomboka 5000ar d'efa mahazo cache ecran ahh
misy karazany mintsy izy ato:9D/ TOP GLASS /MATTE PRIVACY...
Misy an'le tsy mety kiaka mintsy koa ahh

MP na 📞0387716564

➡️Izahay eto amin'ny MIKALO.MG    dia manao ny Asa rehetra momban'ny menuiserie en aluminium, kalitao tena tsara amin'ny...
25/06/2025

➡️Izahay eto amin'ny MIKALO.MG dia manao ny Asa rehetra momban'ny menuiserie en aluminium, kalitao tena tsara amin'ny vidiny tena mirary ary vita ara-potoana ny commende izay ilainao ✅

➡️Afaka manao livraison na ho an tsika eto an toerana na tsika any ,✅ sady misy 👇

👉 PROMOTION hatramin'ny faran'ity volana ity koa aza tara
✔️ Fenêtre coulissante B65= 250.000ar/m²
✔️ Fenêtre et porte coulissante K56= 320.000ar/m²
✔️Porte ouvrante tout vitré= 350.000ar/m²
✔️ Porte ouvrante semi-vitré= 370.000ar/m²
✔️Porte ouvrante pleine= 410.000ar/ m²
✔️Naco= 120.000ar/ 50x50
✔️À soufflet= 150.000ar 50x50,

⚒️Installation et livraison gratuite ✅

💥Mbola maro isafidianana koa raha mahaliana anao Ary izany dia aza misalasala miantso na Mandefa message ato ✅

Adresse=Besarety

📞0344799970

➡️

24/06/2025
💥Mitady mpanao Menuiserie en Aluminium sur mesure matihanina sy azo antoka tsara ve ianao ✅   👉ATO  NO MISY AN IZANY SAD...
24/06/2025

💥Mitady mpanao Menuiserie en Aluminium sur mesure matihanina sy azo antoka tsara ve ianao ✅

👉ATO NO MISY AN IZANY SADY MISY 👇

📢PROMOTION SPÉCIALE 270.000 Ar/m2 fenêtre 🤩

Aza mitady lavitra intsony, izahay ato amin'ny Alu Rowel dia manao ireto asa manaraka ireto :
🔘 Fenêtres ouvrantes & coulissantes
🔘 Portes ouvrantes & coulissantes
(Naco, Assouflet ,sns.....)
🔘Cloison
🔘 Séparation de bureau
🔘 Projetant
🔘 Volet roulant
🔘 Rideau métallique

Misy loko maro azo hisafidianana tsara :
⬜ BLANC - ⬛ NOIR - 🟫 MARRON - ⚪ GRIS

🔰 ASA VITA ARA-POTOANA TSARA SY HANOME FAHAFAHAM-PO HO ANAO IZAHAY ✅

Koa inona ary no handrasana e
Aza misalasala 👇

Miantso na mandefa message ato fa vonona ny andray anao am-panajana izahay

📞0344799970

🔰Toerana :Besarety eo AFOMA Miantso


🚚 Livraison et installation GRATUITES à Tana ville

💥 Afaka mandefa maneran nosy ✅

Sode misy liana atoMIXEUR MULTI-FONCITON  vaovao tsara
06/06/2025

Sode misy liana ato
MIXEUR MULTI-FONCITON
vaovao tsara

🗣️🗣️🗣️PROMOTION DE NOËL RY MAMAN AHHPROMOTION DE NOËL OWAAA🔥🔥manomboka 20000ar dia efa mahazo verre ahh. 🥂  qualité tsar...
18/12/2024

🗣️🗣️🗣️PROMOTION DE NOËL RY MAMAN AHH
PROMOTION DE NOËL OWAAA

🔥🔥manomboka 20000ar dia efa mahazo verre ahh. 🥂 qualité tsara

Raha mividy carafe whisky 1=18000ar fa raha 2=30000 ar BE ZAO 😲

Misy kopy,vilia,saladier, carafe miaraka ....

Aza tara ary fa efa ho avy ny fety ahh 😊😊

NB:afaka mandefa ihany koa izay

0387716564

Address

Soarano
Antananarivo

Telephone

+261332403657

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikalo.MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share