18/06/2026
«Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangantsangàna.»
Asan'ny Apostoly 3:6
Voalohany eo amin’ny fiainako aho no hizara ny fahalalana noratoviko mba ho an’ny fiangonana.
Amin’ny sabotsy 20-06-2026
Amin’ny sabotsy izao.
Ao amin’ny FJKM Amboniloha Jerosalemako
Andao hifanotrona
Atelier Pratique ho an’ny rehetra izy io
na mbola tsy nikitika IA mihintsy aza.
Hianaratsika ny mampiasa IA
- eo amin’ny fianarana
- eo amin’ny tokatrano
- eo amin’ny fitadiavana asa
- eo amin’ny fitantanana orinasa
25.000 Ar ny fandraisana anjara.
Izay voa angona rehetra dia entina hanohanana ny Sampana Sekoly Alahady amin’ny fitaizana ireo madiniky ny Tompo.
PS : Azonao atao ny mandefa izay fanampiana tianao na tsy hanatrika aza ianao.
MVola 0343786834 MyChristianShop