19/08/2026
⭕⭕ PROMOTION VARIBOBA BE -50%⭕⭕
🥰🥰ARARAOTY RY MAMAN SY PAPA FA MANDALO FOTSINY NY ARTICLE TSARABE SY MORA INDRINDRA🥰🥰
⭕Article 1:
Lots de 4 CAHIER MAGIQUE 10000ar
-MAHAFINARITRA kely sady mampazoto ny zaza mianatra 🥰🥰
-Sady milalao no mianatra, feno sary maro en couleur mifanaraka @ lesona💯💯
-Magique satria rehefa manoratra anatiny dia mifafa sy manjavona automatique afaka 15mn ka afaka mamerina mampiasa fonafona.
-efa misy trace arahana fotsiny manampy ny zaza.
Ny ao anatiny:
-cahier 4 be izao( alphabet, dessin, mathématiques, numéro)
-1stylo +4encre rechange
-1 correcteur de doigts :manamora ny fitazomana stylo
Ireo lots ireo no 10000ar monja.
⭕Article 2:
ARDOISE MAIGIQUE/TABLETTE GRAPHIQUE
12 pouces💯💯 tsara be sy lehibe kokoa.
Prix lasa 12000ar nihena 40%
-Manoratra en couleur, mampazoto bé ny zaza hianatra , afaka anaovana sary mahafatifaty Kely🥰
-Tsy mila éponge fa manindry bouton de mifafa madio be, de afaka mamerina mampiasa fonafona.
⭕⭕Ho an izay manambatra azy roa dia mahazo cadeau mini torche⭕⭕
Manao livraison izahay 2000ar-3000ar-4000ar
Mandefa .
Récupération Ankatso 119 sur rendez vous
0383033202