Clash Mode 2.0

Clash Mode 2.0 Shopping et vente en détail

09/05/2026

Otrinona ny Mvola Avance ananan'i Yas anao zao??
Misy fika mora kely ao 's dia afa trosa ianao

29/01/2026

RECETTE PAKOPAKO AU COCO

Ampiarahina amin'ny maskita aminizao fety izao

ZAVATRA ILAINA :

- farine 500g
- sira 1 sotrokely
- lait de coco 1 vera na mihoatra kely
Menaka anendasana azy

FIKARAKARANA AZY:

- atao ambony latabatra ny lafarina dia lavahana eo afovoany ary araraka ao ny rononom-boanio antsasany aloha sy ny sira dia afangaro tsikelikely sy volavolaina tsara mandrapaha tonga azy ho henjana tsara dia atao boribory

- azo ampiana lafarina raha malemy loatra na ampiana rononom-boanio raha tsy mitambatra tsara. Rehefa vita dia avela hilona 1h de temps eo na mihoatra.

- Rehefa izay, dia maka paty kely dia atao boribory amin’ny tanana ary kosehina amin’ny “rouleau” na tavoahangy ho fisaka manify tsara.

FAHANDRO AZY :

- Hafanaina ny menaka betsaka dia endasina , vetivety dia masaka ary mibotsika izy ity rehefa masaka.

NB: hanina amin’ny lasary cocombre sy voatabia voakiky nasiana voasary makirana + akoho natono na hena saosy na trondro endasina, na legioma fotsiny.

24/11/2025

Zara credit , teste super fans ☺️😊

✨ARRIVAGE ROBE 👗✨Nous vous proposons des nouveautés toujours à petit prix et modele unique 😍 Details sous chaques photos...
07/11/2025

✨ARRIVAGE ROBE 👗✨

Nous vous proposons des nouveautés toujours à petit prix et modele unique 😍

Details sous chaques photos 😊👇👇👇

.0 😍

🩷🩷 Coup de cœur 😍 🩷🩷  Impeccable état 10/10 🩷🩷 Mafatifaty be lotra eee👛👛🩷🩷 Façon Hermes kelly 14/20cm 🩷🩷 Couleur Rose po...
22/10/2025

🩷🩷 Coup de cœur 😍
🩷🩷 Impeccable état 10/10
🩷🩷 Mafatifaty be lotra eee👛👛
🩷🩷 Façon Hermes kelly 14/20cm
🩷🩷 Couleur Rose poudrée malefaka
🩷🩷 Antonona phone lehibe
🩷🩷 Vraie cuir croco mafy be tsara
🩷🩷 Prix : 40.000ar

Miondrika sy miombom-po amin’ny mpiray Tanindrazana sy ireo mpandraharaha voaroba omaly 💔Misy very havana, misy very fan...
26/09/2025

Miondrika sy miombom-po amin’ny mpiray Tanindrazana sy ireo mpandraharaha voaroba omaly 💔
Misy very havana, misy very fananana, vaky tsena sns...tena ontsa loatra ny fo 💔
Potika ny fiainan’ny maro nohon'ny ataon'ny sasany😞
Mankahery anareo rehetra tratran’izao zava-manjo izao izahay , tena tsy misy tena mahalaza azy. 😢

19/09/2025

Misy olana be ity page ity sady tsy afaka mandefa sary tsy afaka manao live 😭😭😭

Tsy nisy nahazo 🥺
26/08/2025

Tsy nisy nahazo 🥺

⚽🏆⚽BAREA JEU PRONOSTIC CHAN 2025⚽🏆⚽❌ndao ary alefao ny Pronostic anareo❌Izay olona 1 ka mahita valiny marina voalohany  ...
26/08/2025

⚽🏆⚽BAREA JEU PRONOSTIC CHAN 2025⚽🏆⚽
❌ndao ary alefao ny Pronostic anareo❌

Izay olona 1 ka mahita valiny marina voalohany dia omeko 10.000ar😍

Izay commentaire katraminy 5ora hariva (hanombohany boaolina) ihany validé.., 💁

Ndao rangah mba asiana an'izay aloa fa ny arrivage ti mbola tsy tonga ah 😂😜😜sa ahoana ??
Bonne chance ary 😘

22/08/2025

Coucou 😍
misy liana ve ato raha hanao live Perfecto pas plus 30.000ar isika 😲☺️

Address

Analakely
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 16:00

Telephone

+261340281104

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clash Mode 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share