29/03/2023
Miarahaba isika rehetra o. Androany 29 Mars no andro natokana ahatsiarovana tolona nataon'ireo razanbentsika niady tamin'ny fanjanahan-tany.
Mbola maro nefa ny olona voazanaka ara-tsaina izao. Dikany izany mbola mitohy ny tolona.
Mirary isika rehetra samy ho tafavoaka amin'izany e.
Mirary soa dia samy ho tahian'Andriamanitra e