Gisa mainty design

Gisa mainty design “Spécialiste en confection sy sérigraphie: t-shirt, polo, sweet, impression logo, qualité tsara sy prix abordable.”

🔥 Nosoran'i Jôda logo hatramin'ny montre sy casquette..😅🚨 Eh! Ataonay oah io sady ataonay kalitao,Ataonay ampitiavana,To...
22/07/2026

🔥 Nosoran'i Jôda logo hatramin'ny montre sy casquette..😅
🚨 Eh! Ataonay oah io sady ataonay kalitao,
Ataonay ampitiavana,
Tongava mp Rahavana.
Tee shirt,polo, maillot, coton semi coton gilet, survêtement, casquette, totebag, sns.

Tongava miady varotra sy mijery échantillon àry!
Pièce jiaby😘

🔥 Eh, ity resaka Sublimation ity no asiana resaka😎👉Impression mora be izy ity👉Tena mateza be👉Kanefa tsara sy mhavita sar...
19/07/2026

🔥 Eh, ity resaka Sublimation ity no asiana resaka😎
👉Impression mora be izy ity
👉Tena mateza be
👉Kanefa tsara sy mhavita sary rehetra
🙂 Afaka tonga dia pressena eo noho eo

Tongava ary mp, WhatsApp sns e
😎❤️Mbola mitohy ny fandraisana commande hafa an❤️😎

12/07/2026

Toy izao ilay sublimation raolona ah 😊 Manja e?❤️❤️❤️

❤️Tolotra tsotsotra❤️Impression sublimation A4👉Prix ataontsika mora🔥👉 Qualité manambaka an'ilay GF👉 Afaka tonga dia pres...
06/07/2026

❤️Tolotra tsotsotra❤️
Impression sublimation A4
👉Prix ataontsika mora🔥
👉 Qualité manambaka an'ilay GF
👉 Afaka tonga dia pressena aty raha tsy manana presse nareo.
😘😘Tongava Nanisana omena fahafahampo,
Sady efa mandeha zao ny JAMa 😆
Mp ary raha misy fanontaniana manitikitika👇
Afaka alefa WhatsApp
0389117221
🌟🌟Abonneo🌟🌟

💞eh, Style vaovao ityAiza no mety aminao🫵Inona ny loko tianao?🫵Mba lazao.⁉️Prix ataontsika morabe ! 16. 000 ariary fotsi...
29/06/2026

💞eh, Style vaovao ity
Aiza no mety aminao🫵
Inona ny loko tianao?🫵
Mba lazao.⁉️
Prix ataontsika morabe !
16. 000 ariary fotsiny

Livraison possible a partir de 3.000 ar
mp ary eh

🔥 TEE-SHIRT FAMADIHANA 2026 EFA MISOKATRA NY COMMANDE! 🔥Mitady tee-shirt manokana sy manara-penitra ho an'ny Famadihana ...
29/06/2026

🔥 TEE-SHIRT FAMADIHANA 2026 EFA MISOKATRA NY COMMANDE! 🔥

Mitady tee-shirt manokana sy manara-penitra ho an'ny Famadihana ve ianao?

👕 Tee-shirt Famadihana "Fahazavana Mitohy"
✔️ Design matihanina sy miavaka
✔️ Fanontana kalitao avo
✔️ Mety ho an'ny fianakaviana, fikambanana na vondrona
✔️ Azo amboarina araka ny anaran'ny fianakaviana sy ny daty

🎯 Raisina ny commande tsirairay na betsaka.
🎨 Azo atao personnalisé araka ny fangatahanao.

📩 Alefaso amin'ny hafatra manokana (MP) :
✅ Isan'ny tee-shirt ilaina
✅ Taille (an-jaza ,S, M, L, XL, XXL...)
✅ Loko tianao
✅ Anaran'ny fianakaviana na soratra tianao ampidirina

⚡ Ataovy mialoha ny commande mba hahafahana manomana azy ara-potoana.

"Ny Razana Tsy Maty, Fa Mitombo Aminay"

📞 Contact / MP raha hanafatra.

🇲🇬👕✨

Pause kely 26 jiona😘Mirary fety sambatra hoan'ny Malagasy rehetra ❤️❤️
26/06/2026

Pause kely 26 jiona😘
Mirary fety sambatra hoan'ny Malagasy rehetra ❤️❤️

🥰Fandraisana ny anaran'ilay olona tsy mandefa reste reny efa ho roa volana 🤣
21/06/2026

🥰Fandraisana ny anaran'ilay olona tsy mandefa reste reny efa ho roa volana 🤣

Tsy mamono antoka ity ranamana ity,Iza ilay maka Sénégal ato🔥
16/06/2026

Tsy mamono antoka ity ranamana ity,
Iza ilay maka Sénégal ato🔥

❤️Raha omena tee shirt iray ianao,Inona ny loko tinao?Inona ny sary apetaka aminy.❤️25 juin àry
15/06/2026

❤️Raha omena tee shirt iray ianao,
Inona ny loko tinao?
Inona ny sary apetaka aminy.❤️

25 juin àry

Address

Ampasapito
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gisa mainty design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share