T.GEOSIG.Treating

T.GEOSIG.Treating Création, numérisation, Georéferencement de toutes sortes de cartes ( Géologique, Topographique, Hydrologique, De localisation d'une zone)

Faly miarahaba antsika rehetra !Mba ho fanampiana antsika, indrindra ianareo mpianatra na mpampiasa cartes géologiques n...
12/08/2022

Faly miarahaba antsika rehetra !

Mba ho fanampiana antsika, indrindra ianareo mpianatra na mpampiasa cartes géologiques na topographiques, izahay dia manao ireto asa ireto :

--- carte de localisation administrative (Commune na toerana iray)

--- digitalisation d'une carte géologique ou topographique (fanatsarana na fanavaozana indray ny cartes efa tranainy eo an-tananao mba ho lisible tsara sy azo ampiasaina)

--- Cartes des réseaux hydrographiques (cartes momba ny rano amina toerana iray na communes iray)

--- raha misy carte iray scannée dia azo atao tsara ny mamadika azy ho données azo trandrahina

Natao amin'ny sarany mora mba ho fanampiana antsika.
Mirary soa ho anareo rehetra.

Logiciel de travail : ArcGIS

N.B : ireo ambany ireo misy santionany kely @ asa. Carte scannéé (version jpeg) dia naverina natao digitalisation.
Ny iray version en couleur moa ny iray en noir et blanc.

Address

Campus Universitaire De Vontovorona
Antananarivo
101

Telephone

+261342890307

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T.GEOSIG.Treating posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to T.GEOSIG.Treating:

Share