ZAI GASY

ZAI GASY ZAI'GASY dia toerana afaka: hianarana, hampianarana, hiasana, hivoriana, hialana sasatra, hisakafohanana sns.

Ny toerana dia ahitanao:
-Wifi
-Videoprojecteur
-Parking
- Tableau blanc
-sns...
Ny toerana kosa dia mahazaka olona hatramin'ny 30 isa .

Salle de réunion Pour : 6-10 Personnes Prix :12.500Ar/h        45.000Ar 1/2 journée       80.000 Ar 1 journée☆Parking☆Vi...
09/12/2021

Salle de réunion
Pour : 6-10 Personnes
Prix :12.500Ar/h
45.000Ar 1/2 journée
80.000 Ar 1 journée
☆Parking
☆Video projecteur
☆Tableau blanc
☆Etc...
Pour Plus d'informations, veuillez nous contacter.
Lieu: Analakely Lapan'ny Tanàna
Tel: 034 37 843 59
Email:[email protected]

Toerana vaovao  ety ANALAKELY izay azonao hivoriana, hianarana, hiasana, sns.....Izany dia ahitanao: -Wifi fibre optique...
23/05/2020

Toerana vaovao ety ANALAKELY izay azonao hivoriana, hianarana, hiasana, sns.....
Izany dia ahitanao:
-Wifi fibre optique
-vidéoprojecteur
-Tableau
- Mahazaka olona hatramin'ny 25
-Sy ny maro hafa....

Azonao atao ny mitsidika ny toerana MAIMAIM-POANA ary azonao atao ihany koa ny manao famandrihan-toerana.

Toerana: Analakely Gallery Mobile Electro 2eme Etage ( Eo amin'ny Lapan'ny Tanana)
Tel: 033 02 206 42 / 032 89 990 78
Email: [email protected]

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261343784359

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZAI GASY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ZAI GASY:

Share