04/05/2026
👉 CANDIDATURE pour STAGE et programme EXPERIENCE++
----------------------------------
Manomboka betsaka ianareo no manotany stage dia indro ary fa atomboka amin'izay ny candidature.
🔔 ATTENTION :
1. Efa manomboka amin'ity publication ity ny sélection anareo fa voa tsy mahafeno critère ianareo dia tonga dia tsy voaray
2. Expérience no tena azonareo betsaka ary tena assurer-ko izay 🔥 Fa raha vola no motivation anareo dia tonga dia conseiller-ko hoe skiper-o ity publication ity 😅
3. Izay manaraka consigne et mahafehy ny critère ihany no raisiko
⭐️Ireto avy ary ny CONSIGNES et CRITERES pour valider votre candidature :
1. Olona avec 0 experience na experience de stagiaire na petit expérience no tena tadiaviko ( hanampitombo an'izay experience anareo izay no tena tanjoko oa )
2. Olona hitako MOTIVE sy MAZOTO MIANATRA no tena alaiko ( raha mahay enao nefa tsy tena mandresy lahatra ana ny motivation anao dia tsy voaray enao )
3. Ireto ihany no olona concerné amin'io candidature io : ny mpianatro ato Rna Dev, ny mpianatro ao ESP BIG, ireo olona izay EFA NANAO ECHANGE tamin'ny page Rna Dev. Izany hoe raha izao ianao voa mandefa CV sns dia tsy voaray ianao
4. Amin'ny 22 Mai IHANY no andro fandrasaiko CV : 22 mai à partir de 00h01 jusqu'à 23h59 ( voa avant na après an'io dia tsy voaray 😅 )
5. Pas besoin de LM
6. Anjaranareo no mitady ny email-ko
7. Voa manotany question izay efa ao anatin'ity publication ity ianareo dia tsy voaray 😅
8. Ny mpianatro ato Rna Dev no prioritaire
9. React + Laravel ou Angular + Symfony ilay tech misy ato ( fa na tsy mahay an'ireo aza enao fa hitako nefa hoe ao le motivation dia possible ho voaray ihany ianao :D fa avantage mo zany raha efa mahay an'ireo ianao )
PS : fanahy iniana ho lava sy mahakamo le publication dia amin'izay efa voasivana eto ianareo 😅😁😂