04/02/2025
❌BYE BYE ny CERNES MAINTY BE ❌
✨12 boîtes sisa disponible PATCH ANTI-CERNES fanta-daza nandrasan'ny vehivavy sy tovovavy mpanaraka ny pejinay ✨
♻️Inona moa IZANY ity produit ity ?
👉 PATCH ANTI-CERNES / ANTI-AGE / ANTI-RIDES...
♻️INONA AVY NY OLANA/ FILANA VAHAINY ?
* * CERNES: ilay milentika mainty be eo ambany maso
* * GONFLEMENT: ilay bongo eo ambany maso
* * Peaux déshydraté: Hoditra lasa maina vokatrin'ny harerahana
* * Rides & Ridules: Tarehy sy hodimaso lasa miketrona
* * Peaux Ternes: Endrika lasa reraka be tsy dia misy hazavana
♻️NY VAHAOLANA & TOMBOTSOA MAMPIASA AZY:
NB: Tsy ny Patch anti-cernes rehetra no ahazoanao ny résultats izay atolotray eto ambany, fa ireo izay voafantina ihany 😉:
👉Mampihena ny Gonflement (Bongo maso) ho antsika izay mora reraka maso
👉Manazava ilay CERNES mainty be ambany maso ho antsika matetika tsy ampy torimaso ,ny asa, fianarana sns...
👉 Mampiverina ilay hodi-maso lasa nilentika noho ny cernes matetika
👉 Manome Hydratation (Rano) ilay hoditra marefo eo ambany maso
👉 Conseillé ho an'olona tia mikarakara endrika
👉 Pratique be ho an'olona maika lava nefa tia manana endrika mamiratra foana
👉 Mety ho an'ny lahy sy ny vavy (Adolescents / Adulte/ Mature)
👉 Manalefaka sy mampihena RIDES & RIDULES
👉 Afaka atao sy tenda fa tsy maso fotsiny ihany
👉 Effet apaisant, hydratant, rafraîchissant
♻️Inona avy ireo couleur karazany disponible ?
Rouge / Vert / Blanc / Doré
♻️Inona avy ny composant ny PATCH ANTI-CERNES amidinay ?
**Caféine, peptides, ceramides, acide hyaluronique, glycérine, allantoïne, extrait de plantes, extraits de baies, extraits marins, collagene, sy ingrédients secret vitsivitsy mampiavaka ny Patch anti-cernes ato aminay....
**Anisany ingrédients nofantenana manokana hanomezana antoka antsika mpanjifa ny qualité ny produit jifainao ato aminay
‼️PRIX PROMOTION: 35.000Ar la boite (60 patch)
✅Qualité du produit GARANTIE
✅PRODUIT SCELLÉ
✅ SANS EFFET SECONDAIRE
✅Commandez et profitez de la promotion dès aujourd'hui jusqu'au Vendredi 27 septembre à Midi
📩 Commande par MP ou par appel uniquement
✅Livraison possible TANA/ Province à partir de 3000Ar