27/09/2024
🚀 Fampiofanana Manokana momban'ny Excel - Ny 05 Oktobra 2024 !🚀
Te hahafehy tsara ny Excel ve ianao mba hanatsarana ny fahaiza-manao eo amin'ny sehatriny asa? Na mpianatra ianao, na mpiasa, na mitady asa, ity fampiofanana Excel avancé ity no mety indrindra ho anao !
✅ Daty fanombohana : 05 Oktobra 2024
📅 Andro : Asabotsy
⏳ Faharetana : 1 sabotsy
💼 Saran'ny fiofanana : 42.000 Ar
🎓 Ao anatin'izany : Omena Attestation + support de cours .
Toerana : Lot II N 40A Bis AB - Analamahitsy Ambodimanga
📞 Antsoy izahay raha mila fanazavana fanampiny na misoratra anarana :
📱 034 52 741 92
📱 034 78 679 70
Araraoty ity fotoana ity hahalasa anao manampahaizana amin'ny Excel !