ASAP Miasa ho anao

06/08/2025

English idioms related to time! 🕰️

👉 Indrindra indrindra hoantsika ety Ivato sy Ambohidratrimo ary ny manodidina rehetra 💯💯
22/07/2022

👉 Indrindra indrindra hoantsika ety Ivato sy Ambohidratrimo ary ny manodidina rehetra 💯💯

➡️Amin'izao fotoam-pialan-tsasatra izao
Araraoty fa fotoana tokony ahaizana sy ifehezana zava-baovao izao.
Ka faly izahay manolotra anao

👉👉👉 INITIATION A L'INFORMATIQUE BUREAUTIQUE 👈👈👈

➡️Fampianarana natolotra manokana ho an'ireo ankizy 12 hatramin'ny 17 taona.

😁😉 Aza misalasala fa tongava misoratra anarana aty amin'ny D.Ari Assistance 🏡 :

✅Toerana: 408 Tanambao Ivato Aéroport, akaikin'ny arrêt polisy;

✅Sara-pisoratana anarana : 10 000ar monja ;

✅Saram-pianarana: 50 000Ar ;

✅Antonta-taratasy ilaina: fanomezan-dalana avy amin'ny Ray aman-dReny sy fanamarinam-ponenana.

Ireo laharanay : 034 46 422 37, 032 48 514 37

20/07/2022

Mitady "Mpamily" manana permis B sy D sy traikefa farafahakeliny telo taona ny masoivoho amerikana.
🔹 Raha mahaliana anao izany dia vakio tsara ny andinindinin'ny tolotrasa ao amin'ny tranonkala: https://mg.usembassy.gov/motor-pool-driver/
✍️ Alefaso mialohan'ny 3 aogositra 2022 ny antontan-taratasinao manaraka ny dingana izay voarakitra ao anatin'ity torolàlana amin'ny famaliana tolotrasa eto amin'ny ambasady amerikana ity: https://www.facebook.com/usembassy.madagascar/videos/482414775687628/
---
U.S. Embassy Madagascar is hiring a Motor pool Driver the General Services Office.
🔹 Read the job announcement here: https://mg.usembassy.gov/motor-pool-driver/
✍️ Complete and submit your application by: August 3, 2022.

01/07/2022
31/05/2022
N'hésitez pas à nous contacter si besoin.
23/02/2022

N'hésitez pas à nous contacter si besoin.

Address

Antananarivo
105

Telephone

+261320461804

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASAP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share