Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy

Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy Cours Informatique

13/07/2022

VAOVAO be indray ity!
Amin'izao fotoanan'ny fialan-tsasatra izao .
Izahay dia manolotra anao cours Informatique Bureautique de base hatrany ho anao izay mbola tsy nianatra mihintsy na efa manana base kely fa te-hanamafy ny fahalalana izay hanananao.
Mandritran'ny Fotoanan'ny fiala,-tsasatra ity
-Cours Microsoft office word(Hampianarana anao ny fomba fanaovana saisie toy ny:
*Copier,coller,déplacer
*sélectionner des portions de texte
*Tableaux
*Création d'un CV
*En tête et Pied de Page
-Microsoft office Excel (Tableur)
*Le Classeur
*Les Outils
*Déplacement dans la feuille
*Triage de données
*somme,addition....
-Bonus Cours Dactylographie ho an'izay 10 folo tonga voalohany
-Faharetany 1 volana mahery kely
Fanazavana Fanampiny : 0341968641
na midira avy hatrany amin'ny alalan'ny hafatra mivantana.
Toerana Ankadikely ILafy.

28/05/2022
Misokatra ho anao izay mipetraka manodidina ny Ankadikely indray ny Fianarana Cours Informatique Bureautique ho an'ity v...
23/05/2022

Misokatra ho anao izay mipetraka manodidina ny Ankadikely indray ny Fianarana Cours Informatique Bureautique ho an'ity volana Jona !
Fampianarana natao ho an'ny rehetra tsy Ankanavaka!
-Ho anao izay mbola tsy mahay mihintsy na efa mahay fa te hanampy ny fahalalana izay efa hanananao!
-Tsy mifidy taona
-Tsy mifidy Diplome
Fa rehefa manana fahavononana Dia Raisina avokoa!
Ireto avy no hianarana amin'izany:
-Initiation à L'Informatique
-Microsoft office word(Saisie: Mise en forme,Enregistrement des fichier,Note de bas de page sns...)
-Microsoft office Excel(Tableur Excel,Calcul dans un Tableau,Facture,Bulletin sns...)
Marihina misy Certificat amin'ny farany Fianarana!
Fanazavana fanampiny:0341968641
Na mandefa hafatra miafina avy hatrany!

08/04/2022

Fidirana Vaovao ho an'i volana Aprily ity
Tandremo sao Tara fa Voafetra ny Toerana
Natao ho anao izay efa nianatra fa te hanampy ny fahalalana izay efa hanananao !
Na koa ianao izay mbola tsy nianatra mihintsy !
Fidirana Alatsinainy faha 11 Aprily ho avy izao !
Ireto avy ireo karazana Cours Afaka hisafidiananao !
-Cours Normal(1 mois)
-Cours Accélérer(15 jours)
-Cours Particulier(2Mois)
Fanzavana Fanampiny : 0341968641
Na mandefa hafatra miafina ao amin'ny Message Priver !

Ho anao Indray ity an !  Fidirana Manaraka Alatsinainy 28 Martsa ho avy izao !  Izay mpianatra 10 misoratra anarana voal...
22/03/2022

Ho anao Indray ity an !
Fidirana Manaraka Alatsinainy 28 Martsa ho avy izao !
Izay mpianatra 10 misoratra anarana voalohany dia Omena Cours Dactylographie Gratuit Mandritran'ny Herinandro !
Fanazavana Fanampiny : 0341968641

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo

Telephone

+2611968641

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy:

Share