29/09/2026
๐ป Te hianatra dรฉveloppement web ve ianao, fa tsy mbola fantatrao hoe aiza no hanombohana?
GASY-M-DEV dia manomana formation Dรฉveloppement Web โ Spรฉcial Samedi ho anโizay te hianatra tsikelikely, aminโny pratique, ary hanao projet tena izy. ๐
๐ Au programme :
MODULE 1 โ Les bases du Web
HTML โข CSS โข Bootstrap โข JavaScript โข PHP
MODULE 2 โWeb avancer
Laravel โข Next.js โข Tailwind CSS
๐
Rentrรฉe : 10 Octobre
๐ Universitรฉ IS IESI โ Ambatomainty
๐ 038 848 0577 / 034 228 9856
โจ Tsy mila hoe efa mahay vao manomboka. Ny tanjona dia ny hianatra, hanao pratique ary hivoatra tsikelikely.
GASY-M-DEV โ Oser apprendre autrement. ๐๐ป