Mini Market Mada

Mini Market Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mini Market Mada, Electronics Store, Antananarivo.

LAMPE ANTI DÉLESTAGE PORTABLETena ilaina ntsika izy aminy zao fahatapahany JIRO matetika izao...Afaka hoentinao mandede ...
10/01/2023

LAMPE ANTI DÉLESTAGE PORTABLE

Tena ilaina ntsika izy aminy zao fahatapahany JIRO matetika izao...

Afaka hoentinao mandede tsara izy na aiza na ho aiza aleanao

Mety mande charge aminy COURANT izy ary mety Chargena aminy alalany masoandro ihany ko izay efa miaraka aminy PANNEAU SOLAIRE izay efa mipetaka miaraka aminy vatany...

Autonomie : 8H

Puissance : 200 Watts

Mety haforitra tsara izy no mety azo velarina tsara ihany ko

Misy TÉLÉCOMMANDE

LAMPE mazava tsara

PRIX : 40 000 Ar na 200 000 Fmg

Ra Hi Commande ary tompoko dia tonga ary MP avy hatrany ary na 033 12 227 23

Afaka manao LIVRAISON ihany ko izahay Tompoko fa arakaraka ny Toerana misy anao ny FRAIS de LIVRAISON...

... LAMPE LED ( DOUBLE ( 02 ) BATTERIE ) ANTI DÉLESTAGE ...Tena ilaina ntsika izy aminy fahatapahany JIRO.Hafa mihintsy ...
30/11/2022

... LAMPE LED ( DOUBLE ( 02 ) BATTERIE ) ANTI DÉLESTAGE ...

Tena ilaina ntsika izy aminy fahatapahany JIRO.

Hafa mihintsy ity LAMPE ity fa sady afaka atao POWER BANK izy no mety Chargena aminy Heriny MASOANDRO no Rechargeable aminy COURANT...

Ny BATTERIE any dia tsy mora lany no miharitra kely no afaka solohina tsara ihany ko.

Temps de Charge BATTERIE : 5 - 6H

Autonomie : 8H

Prix : 40 000 Ar na 200 000 Fmg

Ra Hi Commande ary Tompoko dia tonga ary MP avy hatrany na 033 12 227 23

Afaka manao LIVRAISON ihany ko izahay Tompoko fa arakaraka ny Toerana misy anao ny FRAIS de LIVRAISON...

... PISTOLET de LAVAGE PORTABLE à HAUTE PRESSION SANS FIL ...Tsy mila mandea any aminy mpanao LAVAGE ntsony enao fa enao...
28/11/2022

... PISTOLET de LAVAGE PORTABLE à HAUTE PRESSION SANS FIL ...

Tsy mila mandea any aminy mpanao LAVAGE ntsony enao fa enao ihany dia efa afaka mahavita manondraka any izay zavatra tinao...

Mety tsara izy hanasana FIARA - MOTO - TOKOTANY sns...

Alaina ny SEAU na BIDON na FU na LAVA DRANO na Toerana refa misy RANO fotsiny d hatsofoka ny TUYAU any izay hitsoka azy d efa afaka mampiasa aminy izay enao.

PISTOLET RECHARGEABLE aminy COURANT izy.

LONGUEUR TUYAU : 5 m...

AUTONOMIE : 3H...

Afaka hoentina mandede tsara izy fa efa misy malette kely fitoerany...

Prix : 200 000 Ar na 1 000 000 Fmg

Ra Hi Commande ary Tompoko dia tonga ary MP avy hatrany na 033 12 227 23

Afaka manao LIVRAISON ihany ko izahay Tompoko fa arakaraka ny Toerana misy anao ny Frais de LIVRAISON

LAMPE ANTI DÉLESTAGE PORTABLE ( 3 Pâles)  Tena ilaina Ntsika izy aminy Zao Fahatapahany JIRO matetika izao... Afaka hoen...
16/08/2022

LAMPE ANTI DÉLESTAGE PORTABLE ( 3 Pâles)

Tena ilaina Ntsika izy aminy Zao Fahatapahany JIRO matetika izao...

Afaka hoentinao mandede tsara izy na aiza na ho aiza aleanao

Mety mande Charge aminy COURANT izy Ary mety ihany ko Chargena aminy Masoandro miaraka aminy Panneau Solaire izay efa mipetaka miaraka aminy Vatany...

Autonomie : 8H a 10H

Puissance : 150 Watts...

Mety haforitra Tsara izy no mety azo velarina tsara ihany ko

Misy TÉLÉCOMMANDE

LAMPE mazava tsara...

Prix : 40 000 Ar Na 200 000 Fmg

Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana misy anao ny frais de livraison...

🎚️🎚️ CHAUFFAGE ÉLECTRIQUE PORTABLE 2 en 1 🎚️🎚️👉 Radiateur Sady Chauffage izy no Ventilateur...👉 Tena ilaina izy aminy Za...
09/06/2022

🎚️🎚️ CHAUFFAGE ÉLECTRIQUE PORTABLE 2 en 1 🎚️🎚️

👉 Radiateur Sady Chauffage izy no Ventilateur...

👉 Tena ilaina izy aminy Zao andro mangatsika izao Ary mety ilaina ihany ko na aminy andro mafana aza...

👉 Azo Reglena Tsara ny Température any

👉 Manome Hafanana na mangatsika eo aminy Toerana ( 20 M2 )

👉 Misy Témoin Protection automatique izy miaro ny Surchauffe...

👉 Prix : 75 000 Ar Na 375 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana misy anao ny frais de livraison...

📻📻 SPEAKER RADIO PORTABLE 📻📻👉 Rechargeable mande aminy COURANT izy no mety Chargena aminy Masoandro ihany ko izay efa mi...
22/04/2022

📻📻 SPEAKER RADIO PORTABLE 📻📻

👉 Rechargeable mande aminy COURANT izy no mety Chargena aminy Masoandro ihany ko izay efa miaraka aminy Panneau Solaire izay efa mipetaka miaraka aminy Vatany...

👉 BATTERIE : 1200 mAH

👉 MODES : Bluetooth / FM RADIO / SD Card / USB / Aux...

👉 Misy TORCHE Mazava Tsara ihany ko

👉 Tsara Feo izy no Midoboka Tsara...

👉 PRIX : 40 000 Ar Na 200 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana misy anao ny frais de livraison...

👟👟 TENNIS CLASS 👟👟👉 Tendance Kely no tsara kely...👉 Maivana Kely no souple tsara...👉 Misy couleur hisafidianana👉 Pointur...
18/04/2022

👟👟 TENNIS CLASS 👟👟

👉 Tendance Kely no tsara kely...

👉 Maivana Kely no souple tsara...

👉 Misy couleur hisafidianana

👉 Pointure : 37 / 38 / 39 / 40 / 41.

👉 PRIX : 35 000 Ar Na 175 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana misy anao ny frais de livraison...

📻📻 SPEAKER RADIO PORTABLE 📻📻👉 Rechargeable mande aminy COURANT izy👉 No afaka Solohina PILE Tsara ihany ko...👉 BATTERIE :...
07/04/2022

📻📻 SPEAKER RADIO PORTABLE 📻📻

👉 Rechargeable mande aminy COURANT izy

👉 No afaka Solohina PILE Tsara ihany ko...

👉 BATTERIE : 1200 mAH

👉 MODE : Bluetooth / FM Radio / SD Card / USB / Aux...

👉 Misy JIRO veilleuse intégrer

👉 Tsara Feo izy no Midoboka Tsara.

👉 PRIX : 60 000 Ar Na 300 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana misy anao ny Frais de livraison...

👟👟 TENNIS de SPORT CLASS 👟👟👉 Tendance Kely no tsara kely...👉 Maivana kely no souple tsara...👉 Couleur misy hisafidianana...
05/04/2022

👟👟 TENNIS de SPORT CLASS 👟👟

👉 Tendance Kely no tsara kely...

👉 Maivana kely no souple tsara...

👉 Couleur misy hisafidianana ( 3 )

👉 Pointure : 39 / 40 / 41 / 42 / 43.

👉 PRIX : 50 000 Ar Na 250 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana ny Frais de livraison...

🔌🔋🔋 CHARGEUR PILE avec PILE RECHARGEABLE 🔋🔋🔌👉 Marque JIABAO👉 Qualité tsara mety aminy appareil rehetra...👉 Temps de Char...
05/04/2022

🔌🔋🔋 CHARGEUR PILE avec PILE RECHARGEABLE 🔋🔋🔌

👉 Marque JIABAO

👉 Qualité tsara mety aminy appareil rehetra...

👉 Temps de Charge : Arakaraka ny ...mAH any Pile ampiasana aminy izay voalaza eo Aminy SARY eo Ambony.

👉 PRIX : 50 000 Ar Na 250 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana ny Frais de livraison...

🚥 MINI LAMPADAIRE SOLAIR 🚥👉 Mety Tsara mamaha ny olana ntsika izy aminy Alina👉 Mirehitra izy vao misy mandalo na miseran...
04/04/2022

🚥 MINI LAMPADAIRE SOLAIR 🚥

👉 Mety Tsara mamaha ny olana ntsika izy aminy Alina

👉 Mirehitra izy vao misy mandalo na miserana ( Détecteur de mouvement... )

👉 Mande Charge masoandro izy miaraka aminy Panneau Solaire izay efa mipetaka miaraka aminy Vatany...

👉 Misy TÉLÉCOMMANDE

👉 Autonomie : 10H

👉 Mazava Tsara...

👉 PRIX : 40 000 Ar Na 200 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana ny Frais de livraison...

... FILTRE à EAU à ROBINET ...   ( Manadio RANO eo no eo )👉 Tena maha soa an tsika izy ary Maha Salama ihany ko...👉 Tong...
29/03/2022

... FILTRE à EAU à ROBINET ...
( Manadio RANO eo no eo )

👉 Tena maha soa an tsika izy ary Maha Salama ihany ko...

👉 Tonga dia madio avy hatrany ny Rano

👉 Manadio Rano eo no eo izy Ary Tonga dia Direct aminy Vavana ROBINET miaraka Collier

👉 PRIX : 12 000 Ar Na 60 000 Fmg

👉 Ra Hi commande Ary Tompoko Dia tongava Ary MP avy hatrany Ary na 033 12 227 23

👉 Afaka manao Livraison ihany ko Izahay Tompoko fa Arakaraka ny Toerana ny Frais de livraison...

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261331222723

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mini Market Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share