28/07/2026
MAMPANOFA TOTEM DIGITAL 55” IZAHAY
🎯 Ho an’ny :
Fampirantiana,fety, tsena, hotely, trano fisakafoanana, mariazy,...
"Fitaovana tonga lafatra ho an’ny dokam-barotrao na fampisehoana ataonao!"
Totem Win10, écran full HD 55” mifandray mivantana, Bluetooth, Wifi
Refy: Haavo 1m95 x Sakany 0m90
🚀 Miakara amin’ny dingana ambony miaraka amin’ny Totem Digital 55” Tactile anay! 🚀
Nahoana ianao no ho tia azy?
✅Afaka mikasika & mifandray: Mandeha haingana tsy mampino.
✅Mora ampiasaina: Afaka mampiseho zavatra rehetra avy amin’ny USB (Word, Excel, PowerPoint, Video, Mozika). 📂🎬
✅Afaka mifandray @ Wifi sy Bluetooth
✅Afaka mivezivezy amin’ny aterineto na mampifandray ny mpandahateny @ JBL 🔊 ho an’ny fihainoana tsara kokoa.
Raha mila fanazavana fanampiny
Antsoy ny : 032 05 690 25