25/09/2020
Miarahaba ohh
Ho an'ireo mpivarotra izay manana olana amin'ny resaka fikarakarana ny entam-barotrany ny application Bootikahy dia afaka manampy anareo manasokajy tsara sy manisa milamina ny isan'ireo entana eo ampelatananareo. Bootikahy dia afaka manisa ny entana voavarotra sy ny entana mbola ho varotana.
Izany dia natao hanamora ny varotrareo ary tsy andiso ny kaonty ara-bola sy ara-barotra ho an'ireo mpivarotra rehetra
Aza adino fa afaka mijery lalandava ny fandehan'ny varotrareo ianreo n'aiza n'aiza misy anareo satria eo i Bootikahy.