Upic Design

Upic Design Ilay mpampihaingo hisarika ny maso hankafia !

Upic Design dia Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎍🎍🥰
25/12/2022

Upic Design dia Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎍🎍🥰

12/12/2022

🉑 Izahay dia mamorona sy mikarakara affiche arak'izay hilainao azy.
📶 Izany rehetra izany dia atao ara-potoana sy manaja ireo kipitsopitsony hahafampo anao

🛎️ Antsoy avy hatrany izahay amin'ny affiche-nao ary
☑️ Affiche à imprimer : A4, A3, A2, ...
☑️ Affiche web / écran
☑️ Affiche grand format
___________________________________
💼 Nous créons des affiches publicitaires en mesure de votre besoin.
📍En faisant avec précision et ponctualité et sans oublier les respects du détail .

🤙 Contactez-nous pour recevoir le votre.
☑️ Affiche à imprimer : A4, A3, A2, ...
☑️ Affiche web / écran
☑️ Affiche grand format

___________________________________
Tél : 032 49 452 08
034 12 854 17
🏠 : Ambanidia
WhatsApp : +261 34 12 854 17

🗓️ Ho fanombohana izao herinandro vaovao izao, dia indro atolotray ho anareo ireto sangan'asanay ireto.Affiche Web, impr...
29/11/2022

🗓️ Ho fanombohana izao herinandro vaovao izao, dia indro atolotray ho anareo ireto sangan'asanay ireto.
Affiche Web, imprimé A4, A3, A2, .......
Etoana, dia isaorana


&_co
tamin'ny fahatokisana.

🧿 Ianao koa, aza misalasala manantona anay raha te hanao affiche !
___________________________________________

📆Pour commencer cette nouvelle semaine, on vous présente une de nos réalisations.
Affiche Web, imprimé A4, A3, A2, .......
Merci à


&_co
pour la confiance

🧿Si vous voulez une identité visuelle pour votre entreprise, vous savez où nous trouver !

💌 [email protected]
Tél : 0324945208/ 0341285417
🏠 Ambanidia

22/11/2022

✅ Sahirana ve ianao tady graphiste mpanao affiche, logo, carte de visite sns amin'izao akatoky ny féty izao ??

Indreto izahay manolotanana ho anao hanome zavatra tena tsara arak'izay ilainao ho anao 😁

Antsoy ary izahay fa izahay Ilay hampiaingo hisarika ny mason'ny mpanjifa sns 🥰

Sarany tena mirary, ny asa haingana dia vita tsara 😉😉

Tél : 032 49 452 08
034 12 854 17

MBA hoentina hanafaunganana ny asa sy hahatsara kokoa ny serasera dia         ✅ Mitady :        01 graphiste : Mahafehy ...
21/11/2022

MBA hoentina hanafaunganana ny asa sy hahatsara kokoa ny serasera dia
✅ Mitady :
01 graphiste :
Mahafehy ny logiciel : PS, Ai, Id
Raha mahafehy video vomay Tena mety.
Mila olona Kinga sy Manana aingampanahy hatrany Ihany koa .

01 community manager :
Mahafehy ny serasera an-tambajotra Ary Mahay mandray antso.

Pas sérieux s'abstenir.
Disponible de suite
Veuillez envoyer votre CV et LM avec prestation salariale par [email protected]

Merci de votre compréhension !

Tonga Ilay niandrasana efa ela Sady amin'ny sarany Ilay zakanao tsara anh 😉  FAMPIANARANA MANOKANA GRAPHIC DESIGN       ...
20/09/2022

Tonga Ilay niandrasana efa ela Sady amin'ny sarany Ilay zakanao tsara anh 😉

FAMPIANARANA MANOKANA GRAPHIC DESIGN

Anisany singa lehibe ao anatin'ny marketing visuel ny resaka kisary ka indro Ary ny tolotra ho anao hifehezanao tsara ireo logiciel ampiasana amin'izany miaraka amin'ny mampianatra efa zadraharaha🤤

Module 1 : Photoshop
✅ Traitement photo
✅ Détourage
✅ Montage photo
✅ ...

Module 2 : Adobe Illustrator
✅ Conception affiche (web, imprimer)
✅ Conception logo
✅ Carte de visite
✅ Flyers , x banner, roll up ,....

Module 3 : Adobe in design
✅ Mise en page professionnel
✅ Affiche grand format ...

Frais de cours : 9.000ar / heur
Ou 90 000ar / module ( mianatra fona mandrampahay tsara )
Fotona hianarana : izay Ora mahafaka anao manomboka amin'ny 07:00 ka hatramin'ny 17:00 (fandrio dieny izao izay Ora mahafaka anao)
_____________________________________
Tel : 032 49 452 08
034 12 854 17
Lieu : AMBANIDIA

Affiche numérique . 😉😉
24/08/2022

Affiche numérique . 😉😉

Menu petit déjeuner restaurant le R
23/08/2022

Menu petit déjeuner restaurant le R

Merci ankoay 👏👏
15/08/2022

Merci ankoay 👏👏

Fiarahamiasa tamin'ny pejy iray tamin'ny affiche .Mankasitraka anareo hatrany manome fitokisana anay 😉UPIC. Ilay mpampih...
15/08/2022

Fiarahamiasa tamin'ny pejy iray tamin'ny affiche .

Mankasitraka anareo hatrany manome fitokisana anay 😉

UPIC. Ilay mpampihaingo hisarika ny maso hankafia

Upic design est une entreprise de graphiste.Elle est spécialiste dans communication visuelle.Notre métier consiste à pre...
13/08/2022

Upic design est une entreprise de graphiste.
Elle est spécialiste dans communication visuelle.

Notre métier consiste à prendre en charge l’élaboration de l’univers graphique de votre entreprise ou produit en vue de créer une identité visuelle. Notre entreprise est ouverte par n’importe quel secteur d’activité : dans la presse, la publicité, l’imagerie médicale, etc.

Tél : 0324945208 / 0341285417

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Telephone

+261341285417

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Upic Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Upic Design:

Share